The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
China
Lohahevitra:
Freedom of Speech
Teny:
Malagasy

 

Toa voasakana tsy ho hitan'ireo mpampiasa aterineto avy any Shina tokoa i Youtube raha ny filazan'ireo vavolombelona maro sady samihafa fihaviana. Ny mpiblaogy Ken Wong [Shinoa Zh] dia manamarika fa ity fanakanana ity dia nipoitra fotoana fohy (iray andro monja) taorian'ny nivoahan'ny Youtube amin'ny fiteny nentim-paharazana Shinoa.

Ny blaogy Transpacifica [Anglisy] dia nanamarina koa io vaovaon'ny fanakanana an'i Youtube tsy hoa avy any Shina io.

Oiwan Lam

1 hevitra

Manampy amin'ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.