Tantara mikasika ny Gambia

Nahoana No Miresaka Fanandevozana Ireo Tantara Noforonin'ny Afrikana Sy Haisiana ?

  15 Oktobra 2018

Nahoana no atsidika kely fotsiny ao anaty tantara Afrikana sy Haisiana noforonina ny resaka fanandevozana? Io no fanontanian'i Kangni Alem, Togoley blaogera monina ao Frantsa, nalefany tao amin'ny fampidirana am-biloagy miparitaka be iray sy voasaina tsara. Malahelo izy fa ny tantara afrikana dia tsy ahitana an'ireo andalan-tsoratra maro mikasika ny onjam-panandevozana izay nanafay ny tanibe ary tsipihany fa tsy manan-danja lehibe amin'ny literatiora haisiana ihany koa izany, hitany ho azo leferina ihany ireo antony'ny fanesorana izany ho an'ireo haisiana mpanoratra.

Avy Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy ao Afrika Andrefana

  07 Mey 2018

Betsaka ny olona hitantsika naratra tanaty korontana politika nitranga sy nitohy [...] Dia inona? Tsy natao ho an'ireo manana fo marefo ny politika, ary ireo olobe rehetra avy amin'ny fanoherana [...] mahafantatra tsara izany hatrany am-piandohàna.