Tantara mikasika ny Torolalana

Torohevitra isankerinandro ho anao momba ny Fiarovana : Tenimiafina!

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny May 2015) Nihisatra aho teo, araka izany dia miaraka amin'ny fialantsiny no andefasako ho anareo ireto torohevitra isankerinandro momba ny fiarovana ireto : Torohevitra hialàna amin'ny fanarahamaso ety anaty aterineto Fampiasàna mpitantana tenimiafina mba ho tsara aro ety anaty aterineto Arovy tsy ho tratran'ireo mpijirika...

Mamoaka lahatsoratra ho fanandrata-teny

GV Mpisolovava  20 Mey 2019

Faly izahay mamoaka ny Advocacy 2.0 Guide: Cross-posting ho an'ny Advocacy, Fampahafantarana ny Fampidirana Mahomby ny Media Sosialy. Manolotra fampidiran-dresaka fohy mikasika ny fomba fampiasana ny famoahana iarahana ho an'ny fanentanana antserasera momba ny fiarovana ity torolàlana ity.

Mibilaogy miafina anarana amin'ny WordPress & Tor nohavaozina!

GV Mpisolovava  12 Mey 2019

Faly aho manambara fa efa hita amin'ny aterineto ny torolalana mibilaogy miafina anarana miaraka amin'ny Wordpress & Tor! Nosoratan'i Ethan Zuckerman tamin'ny 13 Aprily 2005 ny drafitra voalohany tamin'izany toro-lalana izany ary nohavaozina tamin'ny 1 Oktobra 2006. Tamin'ny 8 Aogositra 2007, namoaka endrika HTML nohavaozina tamin'ny torolalana ny Global Voices Advocacy, miaraka amin'ny endrika PDF azo trohana.

Tari-dia: Toro-hevitra SEO ho an'ireo bilaogera mpanandra-teny

GV Mpisolovava  01 Avrily 2019

Ny Global Voices Advocacy dia faly amin'ny famoahana ny andiany faha-telo amin'ny Toro-lalana Advocacy 2.0: toro-hevitra SEO ho an'ireo bilaogera Advocacy : Ahoana no fampiharana ny fanatsarana amin'ny milina fikarohana ny fampitomboana ny isan'ny mpamaky anao sy hisarihana olona bebe kokoa.