Tantara mikasika ny Amariky
Miatrika Fandrahonana Ara-pitsarana Vaovao Ireo Bilaogeran'ny Zone9 Fanta-daza Raha Vao Mainka Miharatsy Ny Herisetra Ao Ethiopia
Nosamborina tamin'ny Zoma i Seyoum Teshome, mpikambana fanta-daza ao amin'ny vondrom-piarahamonin'ny mpanoratra an-tserasera ethiopiana enjehina. Mandritra izany fotoana izany, hiverina indray eo anatrehan'ny fitsarana ireo bilaogeran'ny Zone9 amin'ny 21 Oktobra ho avy izao.
Nesoesoin'ny Etiopiana Ny “Lainga” Nataon'ny Fahitalavi-pirenena Tamin'ny Fetin'ny Lainga
Ho valin'ny fanambarana nataon'ireo mpikatroka fa andron'ny #ETVday androany, nanambara ny ETV fa andro tokana isan-taona tsy mba nananany ny #1Aprily
Hetsika “Fampanajana Ny Lalampanorenana” Any Ethiopia
Nifamory niaraka tamin'ny mpiserasera Ethiopiana ny vondrondra bilaogera tanora Ethiopiana sy ireo mpikatroka mipetraka any Addis Ababa mba hanajàn'ny governemanta ny Lalampanorenana Ethiopiana.