Madagasikara: Ambany fiarovan'ny tafika manokana ny fanimbana ny ala

Nanazava ny fomba nanaovany fanadihadiana miafina nandritra ny herintaona sy tapany[fr] izay nandraisany anjara tamin'ny tatitra mitondra ny lohateny hoe  “Between Democracy and Conservation” [An-tsampanan'ny demaokrasia sy ny Fikajiana (ny tontolo iainana)] ny mpikaroka malagasy iray . Nambarany ary fa notontosaina lavitra ny task force tarihin'ny fitondrana ity fanadihadiana ity ka faly izy fa tafiditra ao anaty adihevitra politika ity fandrobàna ny ala, izay matetika eo ambany fiarovan'ny FIS matetika ity [fr].

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.