Sary 16 Mahazendana Ahitàna An'i Azia Atsimo Atsinanana Avy Eny Amin'ny Zanabolana

Thoai Son, Vietnam

Thoai Son, Vietnam

Nankalaza ny tsingerintaonany fahafolo ny Google Earth tamin'ny 28 Jona 2015 tamin'ny fanampiany sary 1.500 tao amin'ny tetikasany Earth View. Notrohanay ny sasany tamin'ireny sary ireny,avy ao Azia Atsimo Atsinanana, izay maneho ny hakanton'ny tontolo miavaka sy mampitolagagan'ilay faritra.

Mihoatra lavitra noho ny fijery mahafinaritra an'i Vietnam:

Ha Long, Vietnam

Ha Long, Vietnam

Lai Vung, Vietnam

Lai Vung, Vietnam

Sa Thay District, Vietnam

Sa Thay District, Vietnam

Ary sary vitsivitsy avy amin'ireo vondron-nosy ao Indonezia:

Kabupaten Aceh Utara, Indonesia

Kabupaten Aceh Utara, Indonezia

Another view of Kabupaten Aceh Utara, Indonesia

Fijery iray hafa an'i Kabupaten Aceh Utara, Indonezia

Kapuas, Indonesia

Kapuas, Indonezia

Làlana falehan'ny sambo ao Singapaoro, isan'izay be mpivezivezy indrindra eran'izao tontolo izao:

Singapore's shipping lane

Làlana an-dranomasina ao Singapore

Singapore

Singapaoro

Eto ambany ireo toerana malaza falehan'ny mpizaha tany ao Thailand, Maleziia, ary Kambodza

Thailand

Thailand

Tambon Song Khlong, Thailand

Tambon Song Khlong, Thailand

Krong Siem Reap, Cambodia

Krong Siem Reap, Kambodza

Malaysia

Malezia

Subic,toeram-pamaharana an-dranomasina fahiny an'i Etazonia tao Filipina:

Subic, Olongapo, Philippines

Subic, Olongapo, Filpina

Ary ny nankafizin'ity mpanoratra ity indrindra: Majestic Myanmar! Tena toy ny tsy mampino ny tontolon'ny ranomasina.

Pyin Hpyu Gyi, Myanmar

Pyin Hpyu Gyi, Myanmar

Myanmar

Myanmar

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.