Inona No Noresahinay Nandritra ny Fivorian'ny Fikambanana #GV2015 Andro Voalohany Teto Cebu

Mivory eto Cebu City, Philippines ny mpikamban'ny Global Voices avy amin'ny firenena 60. Mankalaza ny faha-10 taonany ihany koa ny Global Voices ary mitrandraka ny fifandraisana eo amin'ny Aterineto misokatra, fahalalahana miteny ary ny hetsika sivika an-tserasera mandritra ny Zaikaben'ny Olontsotra Mpampita Vaovao Global Voices 2015 [Global Voices Citizen Media Summit 2015].

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.