Lalao Olaimpikan'ny Ririnina Any Sochi

Russian fan takes a selfie  at the Olympic Park in Sochi, Russia. Photo by  Maria Plotnikova. Copyright Demotix Feb 2 2014

 Rosiana mpankafy naka sarin-tena ‘selfie’ eo amin'ny kianjan'ny Olaimpika any Sochi, Rosia. Sary avy amin'i  Maria Plotnikova. Fizakàmanana Demotix Feb 2 2014

Niresaka momba ny Lalao Olaimpikain'ny Ririnina faha 22 mialoha ny hanombohan'ny lalao tamin'ny 7 Febroary 2014 ny aterineto Rosiana.

Fantatray tamin'ny alàlan'ireo mpitoraka bilaogy Rosiana izao fa ity no lalao Olaimpika lafo indrindra teo amin'ny tantara. Tsy gaga izahay raha toa ka niala ny iray amin'ireo boribory dimy famantarana ny lalao Olaimpika nandritra ny lanonam-panokafana. Voatrandraky ny ekipan'ny ‘Runet echo’-nay ny tantaran'ny tsy fahatomombanan'ny fikarakarana  sy ny kolikoly volana vitsivitsy talohan'ny nanombohan'ny lalao.

Mbola tafaraikitra ao anatin'ny savorovoro momba ny zon'ny ‘gay (lahy manambady lahy)’ i Russia, noho izany dia hitanay nasongadina tamin'ilay fampisehoana goavana tamin'ny mozika fanesoana nataon'ny T.A.T.u – tarika Rosiana iray fantatra amin'ny maha-‘lesbienne’ (vavy sy vavy miaraka) azy

Fa tsy izay ihany no tantara, fa nanerana ny aterineto  Rosiana toy ny  tondra-drano handrava an'i Sochi, ilay tanàna mpampiantrano, volana vitsivitsy lasa izay ny sangisangy ratsy. Fanaratsiana ny fidirana ao amin'ny trano fidiovana no niseho rehefa nobitsihin'ny mpanao gazetin'ny BBC ireo sary vitsivitsy mahamenatry ny trano fandroana ao amin'ny Ivon-toeran'ny ‘Biathlon’ Olaimpika.

Nandray ny andraikitra nanokatra ny tenifototra hoe  #zipposavesolympics ny Zippo, ilay voalohany maneran-tany mpanamboatra brike fandehetana afo rehefa nahita fa nalaza be ilay lahatsary nampiseho ilay afo Olaimpika narehitra taminà brike nandritra ny fitondrana azy nanavatsava an'i Kremlin tamin'ny fifandimbiasana afo 2014.

Nifarana ny 23 Febroary tany Sochi, Rosia ny Lalao Olaimpikan'ny Andro Ririnina 2014.

Fandrakofana

24 Feb Dera Ho An'ireo Olaimpiana Avy Ao Azia Atsimo-Atsinanana
18 Feb Lalao Mankany Amin'ny Helo : Manome Lamosina Ny Sochi Ary Mitodika Any Okraina Ny Rosiana
16 Feb  Petitjean, Togolezy Mpitaingina “skate” : Avy Any Amin'ny Facebook Mankany Amin'ny Lalao Olaimpikan'ny Ririnina 2014
16 Feb Viktor Ahn, Nizaka ny Zom-pirenena Koreana Tatsimo Taloha Nandrombaka Medaly Roa Ho an'i Rosia
14 Feb Nahazo ny Medaliny Voalohany Tany Sochi i Kazakhstan
13 Feb Nisalasala Ve I Turkmenistan Talohan'ny Lalao Olaimpikan'ny Ririnina Any Sochi ?
13 Feb Nampiana-tena Nanao Ski Tamin'ny Hazo Fisaka Ilay Hany Pakistane Any Amin'ny Lalao Olaimpika Any  Sochi
12 Feb Tongasoa Eto Amin'ny ” Hunger Games ” amin'ny Lalao Olaimpika-Sotchi- Rosia 2014
11 Feb Nisahotaka Ireo Tia Tanindrazana Rosiana Any Sochi?
11 Feb Ho fanohanana Ilay Libane Mpanao Ski, Jackie Chamoun
8 Feb Olana 99 Amin'ny Sochi No Azoko
8 Feb Nampanjombona Ireo Mpijery Fahitalavitra Any Karaiba Ny Fahazoana Mandefa Ireo Lalao Any Sochi
7 Feb Russian Commentator Mistakes Uzbekistan for Tajikistan at Olympics Opening Ceremony
3 Feb Hanao Fampisehoana Ao Sochi Ve Ny Trozona ?
2 Feb Meme (Mihomehy) Olaimpika 13 Amin'ny Fanakaikezan'ny Lalaon'i Sochi
29 Jan Bilaogera Namoaka Ny Tranonkalan'ny Kolikoly Momba An'i Sochi
25 Jan Super Bowls: Hatsikana Momba Ny Trano Fidiovana Olaimpika
22 Jan Iza No Miantoka Ny Vola Lanin'ny Lalao Olaimpika Rosiana ?
18 Jan Mpanao Gazety Sy Bilaogera Mifandrafy Hevitra Momba ny Fampihorohoroana Rosiana

2013

24 Dec Esorina Any Am-ponjan'i Rosia Hamenoana Ny Seza Ao Amin'ny Sochi 2014
3 Nov Vola Mampihomehy ho An'ny Lalao Olaimpikan'ny Andro Ririnina Any Rosia
9 Oct Ho An'ny Rosiana Mpanohitra Hatsiaka Mandoro Ny Afo Olaimpika
1 Oct Dark Humor Reigns As Russia's Winter Olympics City Floods

Ireo loharanom-baovao
Ny tranonkala ofisialin'ny Lalao any Sotchi
Ny tranonkala ofisialin'ny hetsika Olaimpika
Lonely Planet Taridàlana ho any Sochi
Ampahan-kevitra naseho tao amin'ny Guardian: Mythbusting: Rosia, Putin ary nahoana no olana ny Lalao Olaimpika Any Sochi ?

Araho ireo fampihomehezana farany nivoaka momba an'i Sochi sy ny fampirantiana nokarakarain'ny ekipanay, ny  Runet Echo:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.