Orana Naha-dobo Rano An'i Riyadh Renivohitra Saodiana

Voalohany dia faly tamin'ilay zavona nanomboka ny sabotsy (16 Novambra) tolakandro ny mponin'i Riyadh, renivohitr'i Arabia Saodita. Ora vitsy taty aoriana, tsy nahafaly intsony fa nampivarahontsana aza rehefa nanondraka ny tanàna ny orana.

Indreto ny vitsivitsy amin'ireo sary sy bitsika nifampizaràna omaly, izay maneho ny fahatondrahana. Maro no naneho hevitra amin'ny hoe ahoana no firenena manan-karena toa an'i Arabia Saodita ka dia tsizarizary ny foto-drafitrasa, tsy afaka akory hiatrika oram-be.

#Lahatsarin'ny varatra namely an'ilay tranoavo Al- Faisaliya Tower ao #Riyad tamin'ny fiandohan'iny alina iny. pic.twitter.com/AtOqdvVnF6

— Arab News (@Arab_News) 16 Novambra 2013

Varatra sy orana,,,amin'izao fotoana izao ao à Riyad pic.twitter.com/u2VLQz1oDh

— أبو خالد (@abukhalid3333) 16 Novambra 2013

orana tao riyadh #riyadhrain nihandrona tao amin'ny fiholanan-dàlana nandritra ny ora iray mahery. Nahoana #Riyadh no tsy afa-miatrika orana kely akory? pic.twitter.com/N1tEZQxbfn

— Peter of Arabia (@PeterofArabia) 16 Novambra 2013

Orana be nivatravatra nandritra ny ora roa monja, petsa tanteraka i Riyadh! Mahamenatra! # الرياض _ تغرق # امطار _ الرياض pic.twitter.com / BGLVXVcZXl

— Fatimah Alhamlan (@FatimahAlhamlan) 16 Novambra 2013

Varatra sy orana,,,amin'izao fotoana izao ao à Riyad pic.twitter.com/u2VLQz1oDh

— أبو خالد (@abukhalid3333) 16 Novambra 2013

Riyad tondraka taorian'ilay oram-be nivatravatra ny Sabotsy teo. #Riyadh #RiyadhRains #Saudi pic.twitter.com/EvQlRPcJDK

— Mohammed K. Alyahya (@7yhy) 16 Novambra 2013

Oram-be nivatravatra tao Riyadh (Arabia Saodita) niteraka tondradrano tany anaty toeram-pivarotana lehibe iray. pic.twitter.com/esUWJ4ZOSn

— أبو جاز Abu Jazz (@AbuJazz) 16 Novambra 2013

@alimhaider Ity Riyad androany. Taorian'ny orana. Tsaroanareo ve izay nolazaiko anareo mikasika ny fotodrafitrasa? pic.twitter.com/Zhs9VMR8fl

— maii (@iaskmaie) 16 Novambra 2013

#NiagaraFalls aty #Riyadh ? Raha ny maha-manankarena an'ilay firenena aloha, mety hitranga izany e, ho an'ireo miaina anaty zava-tsarotra ny ❤avy aty amiko #Rain pic.twitter.com/JZxrCotJcT

— Peace NOW ✌️ (@OneLadyLibra) 17 Novambra 2013

Tondraky ny rano ilay kianjan'ny solika sy ny vola, ora vitsy monja taorian'ny orana.#Riyadh #SaudiArabia pic.twitter.com/ZeXjkwSWdw

— Mohamed Alaa (علاء) (@McHappyPants__) 17 Novambra 2013

#Tondradrano be ao #Riyadh. Nofoanan-dry zareo fotsiny aloha ny fampianarana ho an'ny rahampitso : pic.twitter.com/WZd8fPde7e

— Abdullah Mohiuddin (@NidalM) 16 Novambra 2013

Heverina mbola hiutohy ny orana ao #Riyadh ny Alahady, ary any amin'ny faritra avaratra sy atsinanan'i Arabia Saodita  pic.twitter.com/8x0oJmKpka

— Zaid Benjamin (@zaidbenjamin) 17 Novambra 2013

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.