Namotsotra Gadra Politika i Iran

Namotsotra gadra politika maro i Iran tamin'ny Alarobia, isan'izany ilay Iraniana, Nasrin Sotoudeh, mafana fo amin'ny zon'olombelona, mpahay lalàna sy nahazo ny Sakharov Prize Nanoratra ny vadin'i Nasrin “Tonga i Nasrin,…hoy zareo hoe afaka ianao.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.