Brezila: Fikomiana Vinaingitra

Nanjary hetsika nanohitra ny lahara-pahamehan'ny governemanta amin'ny fiadiana ny amboara eran-tany 2014 atao any Brezila ilay hetsika nataonà vondron'olona manohitra ny fiakaran'ny saram-dàlana amin'ny fitateram-bahoaka any Sao Paulo.

Nanerana ny firenena ary nahavory olona an'hetsiny ireo hetsika izay natao hoe Fikomiana Vinaingitra, noho izy ireo nampiasa lamba vontonà vinaingitramba ho fiarovana rehefa notsipazan'ny mpitandro filaminana tsy leo dohika baomba mandatsa-dranomaso tamin'ny 13 Jona 2013.

Ho fanehoana ny halehiben'ilay hetsika, dia olona maherin'ny iray tapitrisa no nidina teny an-dalamben'ireo tanàn-dehibe sy tanàna madinika nanerana an'i Brezila tamin'ny 21 Jona 2013, ka maty voadonan'ny fiara tany Ribeirao Preto tamin'izany ny tovolahy iray, ary am-polony ny olona naratra nandritra ny fifandonana tamin'ny mpitandro filaminana tany BrasiliaRio de Janeiro, ary Salvador.

Two-thousands Brazilian protesters gather for an assembly at Belo Horizonte, State of Minas Gerais, on June 23, 2013. By Flickr user MidiaNINJA (CC BY-SA)

Mpanao fihetsiketsehana Breziliana roa arivo no niara-nivory tao Belo Horizonte, Fanjakan'i Minas Gerais, tamin'ny 23 Jona 2013. Avy tamin'i MidiaNINJA (CC BY-SA) mpampiasa Flickr

Hatramin'ny tamin'ny taon-dasa dia efa maro ireo hetsika natao ho fanoherana ny fisondrotan'ny saran-dàlana sy ny fitaterana tsy mana-penitra eto amin'ny firenena, saingy ity farany ity no voarindra sy matanjaka kokoa. Nidina an-dàlambe ireo mpanao fihetsiketsehana hanehoana ny tsy fankasitrahany ireo foto-drafitr'asa nataon'ny firenena sy ireo volam-bahoaka be nolaniana nikarakarana fifaninana lalao ara-panatanjahan-tena goavana tamin'ny fiandohan'ny Fiadiana ny Amboaran'ny Konfederasiona, lalao mialoha ny fiadiana ny amboara eran-tany 2014 any Brezila.

Atahorana [pt] ny hanodinan'ny antoko politika na ny hery ankavanana ilay fihetseham-bahoaka. Ny sasany kosa mahita fa misy endrika fitiavan-tanindrazana[pt] ao amin'io hetsika io nefa mitebiteby ihany koa fa hokivian'ny adilahy politika izany. Fa izao no fantatra, miangona eny an-dàlambe ny Breziliana fa tezitra amin'ny mpitondra azy ireo ary tsy matoky intsony ny rafitra politika misy ankehitriny.

Ireo lahatsoratra momba ny hetsi-panoherana

14 Aug VIDEO: Brazil’s Vinegar Revolt Captured in Independent Film ‘Vandalism’
31 July Brazil's Vinegar Revolt Renews Police Demilitarization Debate
16 July PHOTO: Bloody Protests Outside Brazilian Bus Baron Wedding
27 June Brazil: A Nation Divided Between Protests and Football
27 June SARY MARONy Polisy Nihodidina Ireo Mpanao Hetsi-panoherana Tao Rio, Ireo Mponina Niatrika Ny Baomba Mandatsa-dranomaso, Ary Ireo Bala Fingotra
22 June Brazil: Protest Posters Turned into Song
21 June PR Jingle Becomes Brazil Protest Hymn
21 June Iray No Maty Tamin'ny Fisian'Ilay Hetsi-panoherana Nanerana An'I Brazila

21 June Brazilians Poke Fun at Intelligence Agency Spooks
21 June Mampatanjaka Ny Aterineto Ho Sehatra Fanetseham-Bahoaka Ny Tati-Baovao-Pihetsiketsehana
18 June Nothing Can Stop Brazil's Vinegar Revolt, Not Even FIFA
18 June Brazil: Repression at FIFA Confederations Cup in Rio de Janeiro
17 June LAHATSARY: Miely Manerana an'i Brezila Ny Hetsi-panoherana ‘Fitroarana Vinaingitra’ Mitsipaka Ny Fiakaran'ny Saran-dàlana
17 June Free Bus Fare Protest Posters in Brazil
14 June PHOTOS: Hundreds Arrested in Brazil's Bus Fare Protests

Fanadihady ny fitavozavozan'ny firenena amin'ny fanomanana ny fiadiana ny amboara eran-tany na dia talohan'ny hetsika Fikomiana Vinaingitra aza. Nandroaka mponina sy nandrava trano, indraindray tsy misy fampilazàna mialoha, ny governemanta ao an-toerana mba hanaovana fanatsarana ny endriky ny tanàna amin'ny lalao ara-panatanjahantena.

FIFA-ireo lahatsoratra mifandraika amin'ny fandroahana

28 May Interview: Cartoonist Slams Forced Evictions in Brazil for World Cup
24 May Brazil's Indigenous Fight Back Against State Development
2 April  Brezila: miatrika famaky ny hazo tranainy
25 March Brazil Violently Ousts Indigenous Village Ahead of World Cup
10 March FIFA Beware! Journalist Teams Up with Brazil's World Cup Victims
5 March Dihy Karinavaly Samba Mandritra Ny Mondialy Ao Brezila
4 March VIDEO: Brazil Bulldozes Neighborhood Without Warning for World Cup
1 March Fianakaviana Breziliana Very Trano Noho Ny Fiadiana Ny Ho Tompondakan'ny Baolina Kitra

Ireo loharanom-baovao

Twitter

Ireo tenifototra

#pimentavsvinagre |#changebrazil | #protestorj |#protestosp | #mudabrazil | #vemprarua | #protestobr |  #ogiganteacordou

Iangaviana ianao hifandray amin'i Sara Moreira na i Thiana Biondo, Mpiandraikitra ny Global Voices amin'ny teny Portioge raha toa ka manana rohy na misy hevitra, na misy tianao hanampiana an'ity pejin'ny loharanom-baovao ity.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.