Tôgô: Andiam-behivavy miakanjo mena no nilahatra mitaky fivoarana ara-pôlitika

Filaharan'ireo vehivavy, miaraka amin'ny vondrona Andeha hovonjentsika i Togo. Saripika avy tamin'ny vohikala Flickr nahazahoana alàlana ny fampisana azy.


Aman'arivorivony maro ireo vehivavy niakanjo mena no nirohotra an'arabe, milahatra mitaky fivoarana ara-pôlitika tany Lomey, renivohitry Tôgô, tamin'ny faha-20 Septambra 2012 teo . Ny vondrona Andeha hovonjentsika i Tôgô no nanapariaka saripika maro [fr] maneho izany filaharana izany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.