Fantatra amin'ny maha-ivon'ny hafanam-pon'ireo mpianatra ny Anjerimanontolo rehetra. i Qatari Esraa Al Meftah dia miresaka tsotra ataon'ny endrika hafanam-pon'ireo mpianatry ny anjerimanontolo Qatari amin'ny fitakiana “hanokafana fandraisana ody ambavafo “cafeterias” ao anatin'ny faritry ny fianarana sy fametrahana toeram-piantsonana voatafo eny amin'ny faritra natao ho an'ny mpianatra”
Anatinà andiana bitsika dia miteny i Al Meftah hoe:
..
Ohatra iray avy amin'ny hetsiky ny mpianatra tao amin'ny American University of Beirut(AUB) tamin'ny 1969 no omeny. Hoy izy :
صور من الحراك الطلابي في الجامعة الامريكية في بيروت في ١٩٦٩.. وضم ذلك الحراك اقتحام المباني وإضرابات عن الطعام pic.twitter.com/PVXF0Bkl
@esra2qtr: Ireto dia sary avy amin'ny hetsiky ny mpianatra tao amin'ny Anjerimanontolo Amerikana tao Beirut in tamin'ny 1969… izany hetsika izany dia nahitàna fitsofohan an-keriny tao anatin'ireo tranobe sy fikononana tsy hihinan-kanina
Nambarany fa nezahan'ny anjerimanontolo natelina tamin'ny alàlan'ny fanomezana fahafahana maneho hevitra misimisy kokoa ny hatezeran'ireo mpianatra, tamin'ny fametrahana Zoron'ny Mpandray Fitenenana, izay nahafahana niady hevitra sy nitafatafa momba ny toeram-pianarana.
Manampy bebe kokoa izy :
Raha hiveranana ny ankehitriny, Meftah manamarika hoe :
Manampy izy :
@esra2qtr: Na teo aza ireo fangatahana tsotra ireo, manohy ny fanaraha-maso ireo mpianatra ny anjerimanontolo ary matahotra ny hanome azy ireo fotoana hahafahan-dry zareo maneho hevitra an-kahalalahana mikasika ireny olana ireny. Na ny fampahalalam-baovao sosialy koa aza dia araha-maso !
Ho famintinana, miteny i Meftah hoe :
وللأسف هذه المؤسسة التي يفترض ان تكون محرك التغيير في المجتمع ليست الا انعكاس لمؤسسات الدولة.
@esra2qtr: Mampalahelo ny hoe ity sampam-pianarana ity, izay heverina ho hery manosika ny fiovan'ny fiarahamonina, dia tsy hafa fa fitaratra mampita ny endriky ny andrim-panjakana.