Kolombia: Fitsidihana Ny Toby Karmata Rua Misy Ireo Vazimba Teratany

Tsy ela akory izay ny vohikala Multimedia  TodoLoQueHay[es]  avy ao  Kolombia dia namoaka fitsidihana an-tsary fohy ny toby misy ireo vazimba teratany Emberá-Chamí fantatra fahiny tamin'ny hoe Christendom, izay ny mponina ao ankehitriny dia miezaka ny hanao izay hahafantarana azy amin'ny fiantso nentin-drazana hoe : Karmata Rua.

Tao amin'ilay toby, izay eo anelanelan'ireo tanàna ao Andes sy Jardin, tamin'ny fandraketana lahatsary fohy fanandihadiana iray ho an'ilay fantsona, nararaotin'i Daniel Quintero ny fotoana mba handraketany lahatsary faran'izay fohy sy tsy an-kiteny :

Estando allí, Daniel Quintero usó su tiempo para apuntar su cámara y capturar colores, actividades y gestos de los habitantes de este resguardo que cuenta alrededor de 150 años de existencia y hoy acoge a cerca de 1600 personas.

 

Fony tany an-toerana, Daniel Quintero dia nandany ny fotoanany hampitodika ny fakantsariny ka handrakitra ireo loko, hetsika sy fomba fiainan'ireo mponina ao amin'ity toby ity izay efa manodidina ny 150 taona sy mampiantrano olona eo amin'ny 1600 eo amin'izao fotoana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.