Porto Riko: Sary 365

Manapika sary iray isan'andro tao anatin'ny roa taona ny mpaka sary José Rodrigo Madera [es], ary anatin'ny tetikasany antsoina hoe “365” izany. Ny namany ao amin'ny Facebook ihany no nahita ny sariny mandra-pamoakan'ny gazety-boky Revista Cruce [es] sary 20 amin'izy ireny ho ankafizin'ny rehetra. 

Milaza ny tenany ho toy izao i José Rodrigo Madera:

…fotógrafo de profesión y nunca estudió Artes. Estudió Comunicaciones en la Universidad Interamericana y quiere enseñar fotografía. Cree en el matrimonio y se considera de izquierda. Dedica todo su trabajo al hombre de su vida, Emil Alejandro, y a la mujer de su vida, Penelope.

…mpaka sary matihanina tsy nianatra zavakanto mihitsy. Nianatra Serasera tao amin'ny Universidad Interamericana, ary naniry hampianatra haka sary. Matoky ny mariazy ary mihevitra ny tenany ho kavia [ara-politika?]. Manokana ny asany rehetra ho an'ny lehilahin'ny fiainany, Emil Alejandro, sy ny vehivavy izay fitiavan'ny fiainany, Penelope.

Indreto ny santionany voafantina amin'ny sariny mahafinaritra.*

Pitcher: 1. Olona izay tsy voatery hanatontosa adidy na andraikitra atolotry ny tenany ihany noho ny antony samihafa. 2. Olona tsy mamaly antso.

Jereo.

Ankizy mikilaoty mena.

Sakafo maraina.

Miomana alaina sary i Agostini.

Avelon'ny rahona.

Hehy malahelo.

Olikolika.

Maso.

Ny renin i "azul."

 

*Ny sary rehetra dia nahazoana alalana avy tamin'ny mpaka sary sy ny Revista Cruce. Ny pika dia nadika avy tamin'ny lahatsoratra niaviany (ankoatra izay tamin'ny teny anglisy).

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.