Pakistan: Fitantarana mivantana an-tsiokantsera ny fahafatesan'i Osama bin Laden tany Abbottabad

Tankina hatreo ny fiainan'ilay atidohan'ny fampihorohoroana Saodiana Osama bin Laden raha nanafika fanorenana marolafy iray tany Abbottabad, Pakistan ny ekipa iray notarihan'ny sampam-pitsikilovana Amerikana CIA. Mpisera Twitter iray, Sohaib Athar, izay misioka antsera amin'ny anarana @ReallyVirtual, no mitantara antsiokantsera ny fanafihana, sy ny fihetsehampony ihany koa.

Athar moa dia milazalaza ny tenany ho “mpanolotsaina amin'ny kajimirindra izay miala sasatra amin'ny hazakazaky [ny fiainana] amin'ny fiafenana eny an-tendrombohitra miaraka amin'ny solosaina findainy.”

Toy izao ny fitantarany:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.