Madagasikara: Adihevitra amin'ny fikasan'ny filoha teo aloha Ravalomanana hiverina an-tanindrazana

Vao avy namely an'i Madagasikara ny rivo-doza tropikaly Binziga, nahafaty olona enina ary namela olona 7500 tsy manan-kialofana. Kanefa dia mbola mifantoka amin'ny fiverenan'ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ihany ny sain'ny maro, izay nanao fanambarana ary niresaka nandritra ny fihaonany tamin'ny mpanao gazety tany Johannesburg ny alakamisy 17 Febroary 2011. Miteny izy fa hiverina an-tanindrazana taorian'ny sesintaniny tany Afrika Atsimo. Tsy maintsy nitsoaka Ravalomanana tamin'ny 2009 ary na dia voasazy higadra an-tranomaizina aza izy, dia nanapa-kevitra ny hody eto Madagasikara. Ny fikasany hody an-tanindrazana ny 18 Febroary dia nosakanan'ny dia nosakanan'ny manampahefana eny amin'ny seranam-piaramanidin'i Madagasikara  izay namoaka filazana fa persona non grata ilay filoha teo aloha.


(Ny fihetsik'i Ravalomanana nandritra ny fihaonan'ny tamin'ny mpanao gazety taorian'ny nanakanana azy tsy hiainga)
http://www.youtube.com/watch?v=7yGJiZ54-sc
(an'arivony ireo vahoaka nivory teny amin'ny seranam-piaramanidina hitsena ity filoha teo aloha ity)

Ireto misy fihetsehim-po sasany tao amin'ny Twitter nandritra ny fotoana nampisongadina ny vaovao mikasika ny fikasany hody an-tanindrazana ity:

[Fanamarihan'ny Mpamoaka: tsara ny manamarika fa marobe ny vaovao tao amin'ny twitter mikasika ity foto-dresaka ity izay tsy voamarina sy nohadihadiana noho ny tranga mbola manjavozavo. Ohatra, maro ireo mpampiasa no nilaza fa efa any amin'ny seranam-piaramanidina ny filoha teo aloha Ravalomanana ary mbola mikiry ny hiakatra ihany]

To mavana
tomavana To mavana
[Coïncidence?] annonce retour Ravalomanana #Madagascar & enquête parquet Sud-Af ‘tentative de recruter des mercenaires’ http://bit.ly/hP5Fzk
[Kisendrasendra?] filazana ny fiverenan'i Ravalomanana #Madagascar & fikirizan'ireo mpitsara Af Atsimo hanakarama mpikamara’  http://bit.ly/hP5Fzk
To mavana
tomavana To mavana

‘sûr et certain #Ravalomanana sera de retour à #Madagascar ce samedi 19.02'~sénatrice Naika Eliane au téléphone avec @NRakotoarson

‘mino sy mahatoky fa #Ravalomanana hiverina any #Madagascar ny Asabotsy 19.02'~ny loholoha Naika Eliane tao amin'ny finday niaraka tamin'i @NRakotoarson

hery
hery hery

[blaogy.com] Raha hody Ravalo: IZay izany no vaovao farany tamin'ity herinandro ity dia ny… http://goo.gl/fb/QXuzy

tananews

tananews tananews

par hery

Vidéo de la conférence de presse de Marc Ravalomanana http://www.tananews.com/?p=14799

Lahatsarin'ny fihaonan'i Marc Ravalomanana tamin'ireo mpanao gazety http://www.tananews.com/?p=14799

ICE Club Madagascar
iceclubmada ICE Club Madagascar
[ICE member blog] Hiverina an-tanindrazana ny Asabotsy i Marc Ravalomanana: Androany ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana dia… http://bit.ly/eDtjrB
To mavana
tomavana To mavana

‘Ny fiverenan'i Ravalomanana any #Madagascar no kodiakely faran'ny lehilahy very fanantenana'~Thomas Wilson, mpanadihady any #Africa http://bit.ly/hhDYao

TopMada.com
topmada TopMada.com

Retour Ravalomanana Conférence Live + Video sur http://www.topmada.com/ ou http://www.livestream.com/madagascardemocracy #madagascar

Ny fiverenan'i Ravalomanana – Fidinihana mivantana + Lahatsary ao amin'ny http://www.topmada.com/ na  http://www.livestream.com/madagascardemocracy #madagascar

To mavana
tomavana To mavana

Tsy nisy fe-potoana nomena ny filoha Malagasy teo aloha handao #SouthAfrica http://bit.ly/epZfC0 #Madagascar http://ff.im/y8vzO

GTT International
GTTIntl GTT International
Le plan de retour de #Ravalomanana a #Madagascar est ficelé, wait and see
GTTIntl GTT International
Efa vonona ny tetika hiverenan'i #Ravalomanana aty #Madagascar , ho hita ny tohiny
GTT International
GTTIntl GTT International
Kung-Fu, réservistes, volontaires , militaires, la sécurité de #Ravalomanana sera assuré samedi
Kung-Fu, miaramila menazavana, mpirotsaka an-tsitrapo, miaramila, #Ravalomanana
ho voatandro ny filaminana amin'io Asabotsy io
To mavana
tomavana To mavana
‘hatosik'ireo fihetsiketsehina mpomba ny #democracy eran-tany’ nanapa-kevitra ny ‘hiverina’ any #Madagascar http://bbc.in/gZvLQ2 ny filoha teo aloha Ravalomanana
Jérôme
Ratsara Jérôme

#Wikileaks 2010-02-11 : Gompertz (..) “Mazava ho azy fa foto-dresaka manahirana” an'i Frantsa i #Madagascar http://bit.ly/gM4ZT8

Thierry Andriamirado

tandriamirado Thierry Andriamirado

par barijaona
Vrai, ambassade? RT @streetrover: Midi #Madagascar : l’ambassade @USMadagascar félicite la décision de Marc Ravalomanana http://ow.ly/1s3wlg ( naotin'ny mpamoaka: Tsy voamarina ity fampahalalam-baovao ity ary tsy nipoitra tao amin'ny rohy navoaka)
hery
hery hery
#Madagascar Primature bloquer les pistes d'aerodromes locaux avec des futs remplis d'eau [Sakanana amin'ny alalan'ny barika feno rano ny fitodian'ny fiaramanidina rehetra] http://www.madatimes.com/images//1communication.pdf
hery
hery hery
La primature invite ses siens à bloquer la piste d'Ivato avec des futs remplis d'eau http://www.madatimes.com/images//1communication.pdf
To mavana
tomavana To mavana
Joaquim Chissano endosse la ‘feuille de route’ de sortie de crise #Madagascar du Dr Leonardo Simão, au nom de la #SADC http://bit.ly/dROVNs
hery
hery hery
Hmmm ezahina hosakanna hono ny fiaramanidina avy any Afrika atsimo amin'ny asabotsy? Ka raha tsy avy any izy no miditra loll
Hmmm, tsy misy afaka mipetraka aty an-toerana ireo fiaramanidina avy any Afrika Atsimo ny Asabotsy?. Ary ahoana raha tsy mihainga avy any amin'io firenena io izy loll
GTT International
GTTIntl GTT International
Si vous ne pouvez pas accueillir le Président #Ravalomanana, signez cette pétition http://bit.ly/f6jB2l pour le soutenir dans son action
Raha tsy afaka hitsena ny Filoha Ravalomanana # ianao, soniavo ity fanaovan-tsonia ao amin'ny aterineto ity http://bit.ly/f6jB2l mba hanohanana azy amin'ny zavatra ataony
Mahatsiaro ny filan'ny vahoaka Malagasy miditra bebe kokoa amin'ny fizotran'ny demokrasia, nanontany tao amin'ny twitter ny Ambasadin'i Etazonia eto Madagasikara:
USEmbassy-Madagascar

USMadagascar USEmbassy-Madagascar

Ahoana ny fampiroboroboanao ny fiovana demokratika amin'ny fomban'olontsotra? ahoana ny fampiroborobo ny fiovana/fanovana  demokratika eo @ tsi1/1?

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.