Madagasikara: Voasingotra amin'ny fanondranana andramena tsy ara-dalàna ny Filoha

Wild Madagascar no nampakatra lahatsary navoakan'ny Global Witness (Vavolombelona Ankapobeny) sy ny Environmental Investigation Agency (Sampana mpanadihady momba ny Tontolo iainana) ahitana fa voasaringotra amin'ny fanondranana tsy ara-dalàna andramena (bolabola) ny filohan'ny [Fahefana Avon'ny Tetezamitan’] i Madagasikara Andry Rajoelina.

2 hevitra

  • Solana

    Update: Global Witness say in an email that they took part in a joint investigation with EIA in Madagascar, but had no involvement in the investigations undertaken by EIA in China, and take absolutely no responsibility for the presentation or publication of the video mentioned above.

  • Thanks Solana! I’m translating it into malagasy language now. Araka ny voasoratra eo ambony moa dia nandefa mailaka ny Global Witness fa mandray anajara tokoa amin’ny fanadihadiana eto Madagasikara saingy tsy miditra kosa amin’ny fanadihadiana nataon’ny EIA tany Shina ka tsy maka andraikitra amin’izay fampisehoana na famoahana ny lahatsary etsy ambony.[ao anatin’ny rohy izany]

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.