Madagasikara: Fifamonoana Eo amin'ny Tantsaha Sy Ny Dahalo Any Atsimo

Raha tsy mivaha velively izao fiokoana any Atsimo izao, mety hahita ny fiitatry ny afy isika aoriana ao ka mety hivandravandra amintsika ny toe-javatra tahaka ny fivakisana mitranga any Mali.

Fijery mamoaka ny heviny amin'ny ady ankehitriny [fr] ao amin'ny faritra avaratr'i Madagasikara. Mihoatra ny 100 ny olona maty tamin'ny herinandro raha nampihatra ny fitsaram-bahoaka tamin'ireo mpangalatr'omby ny tantsaha.

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.