[Podcast] Fanadihadina niarahana tamin'Fabiano Angelico momba ny Transparência Brasil

Fabiano AngélicoMpandrindra ny tetikasan'ny Transparência Brasil (Brezila Mangarahara) i Fabiano Angélico. Ny toha-pikarohana nataony hahazoany diplaoma dia ahitana ny hoe “Ny fangaraharana, ny comptabilité ary ny ady amin'ny kolikoly” izay nataony tao amin'ny Anjerimanontolon'i Chili. Eo am-pakana ny Master ao amin'ny fitantanam-panjakana ao amin'ny Fundação Getúlio Vargas any São Paulo, Brezil izy amin'izao fotoana izao.

Ao amin'ity fakana feo ity izy no manazava hoe nahoana no mirona kokoa any amin'ny sehatra federaly ny resaka fangaraharana sy ny comptabilité fa tsy any amin'ny sehatra governemanta isam-paritany mizaka tena na any amin'ny isan-toerana tsirairay avy any ary tarihiny isika tetikasampanavaozana iray any Brezil izay “hakan'ny” mpitoraka blaogy ny toeran'ny mpanao politika any an-toerana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.