Hetsik'ireo mponina eran-tany ho an’Irana

united11

Tamin’ny Sabotsy 25 Jolay 2009, ireo Iranianina sy ireo tsy tsy Iranianina dia nivondrona ao anatin’ny United4Iran ary nandray anjara amin’ny hetsika fanohanana ny fitakian’ireo Iranianina ho amin’ny fahalalahana sy ny zon’olombelona.
Sary sy horonan-tsary maro momba ireo fotoana ireo no nampakarina anaty aterineto.

Hamburg/Germany:

Washington/U.S.

London/UK

Ny hetsika teo alohan’ny Ambasadin’ny Repoblikia Islamika tany Londra

Saharlar dia manoratra fa ny polisy dia nandrava hetsika iray tany Dubai taorian’ny 30 minitra ary nitazona ireo balôna maitso nentin'izy ireo. Ilay mpitoraka blaogy koa dia namoaka sary momba ity hetsika ity.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.