Korea: Zavatra maro mety hanaitra anao any Amerika Avaratra

Namoaka hafatra mavesa-danja ny mpikirakira aterineto iray momba ireo zavatra 22 manaitra avy hatrany rahal’ho any Etazonia. Mahaliana ihany ny mahita hoe nahona ireo zavatra izay heverina no voajanahary ao anatina firenena iray no manjary toa mahaliana sy manan-danja any an-kafa any.

1. 하이웨이 차선

위 사진의 차선의 힌선과 흰선이 연결되는 중간을 자세히 보시면(빨강 화살표) 볼록한 징 같은것이 박혀있죠..[…] 첨에..전 이거 뭐야~ 싶었는데…현지인 왈 “그거 졸음 운전할때 정말 좋아요… 차선을 밟으면…다다다다다다다…소리가 나니까..잠이 확깨죠.”그 말 듣고보니…놀라왔습니다. 비용도 많이 드는 작업이라고 하는데, 자동차 문화 선진국답단 생각이 많이 들더군요.

1.Ireo làlam-be migodana mitandahatra.
Eny anelanelan'ireo tsipika fotsy, misy faritra navoitra araka ny ahitànao azy etsy ambony […] Nanontany tena aho aloha hoe inona ireny … Ireo mponina autochtonei no nilaza tamiko fa « Tsara ireny indrindra raha sendra resin-tory eo am-pamiliana fiara. Raha manitsaka ilay tsipikany fiaranao, miteraka feo sy hovitrovitra iny ary dia izay no manaitra anao ». Nahazendana ahy izany. Lafo ny fametrahana azy nefa izany ihany koa no nahitako lafiny iray amin'ny hoe firenena mandroso.

2. 한국산 차

공항에서 내려..렌트하고 이동할때, 맨처음 방문한 방문자라면, 고속도로를 달리면서 종종 눈에보이는 한국차들에 깜짝 놀라고, 그렇게 반가울 수가 없습니다. 제경우는 10년도 넘었지만.. 요즘에는 더 많이 보이겠지요? 하지만…대부분 일본차들이 점령을 하고 있습니다. 요즘 미국 자동차 업계가 타격이니 만큼, 판도는 어케되었는지 모르겠지만, 여전히 일본차가 압도적일겁니다.

2. Fiara vita koreana
Taorian'ny nahatongavako teo amin'ny seranam-piaramanidina, dia fiara nofaina no nivezivezeko. Raha fitsidihana voalohany ao Amerika avaratra no ataonao, dia inoana fa ho faly tokoa ianao mahita fiara vita koreana vitsivitsy. Nefa,ny maro dia fiara vita avy any Japana. Misedra olana ny orinasa mpanao fiara amerikana teo aloha kely teo ary tsy maintsy ho antony izay mahamaro ireo fiara vita avy any Japana.

3. 쌍둥이 오토바이

[…]한차선 안에서, 옆에 나란하게 붙어 달리는경우는 상당히 놀랄법한 모습입니다.

3. ireo Moto mikambana.
[…] Hafahafa be ny mahita moto roa  ao anaty zotran-dàlana iray.

4. 모터싸이클 그룹 – 히피?

ㅎㅎ…모터사이클 그룹들을 간혹 장거리 여행을 하다보면..만나게 됩니다. 왠지..영화속에서 섬찟햇던 이미지들이 겹쳐져서.. 일순간 놀래고, 긴장을 하지만.. 그렇게 위험하거나 그렇진 않더군요.[…]

4. Vondrona mpitaingina moto  – hippies ? Raha sendra tsy maintsy handeha lalan-davitra amin'ny fiara ianao dia hifanena matetika amina vondrona mpitaongina moto maromaro. Mampitamberina tsy nahy fahatsiarovana mampihoron-koditra ireny sary anaty sarimihetsika ireny izany. Mazava hoa azy fa taitra sy velon'ahiahy ianao. Nefa dia tsy olona atahorana akory ry zareo.

5. 히치 하이킹

이 나라는…차가 없으면 기본적인 생활을 못합니다. 그래서 그런지는 몰라도…고속도로에 가끔…국도에는 꽤 자주..히치하이커들이 눈에 띕니다. 간혹 정차하고 있으면.. 다가와서 문을 쿵쿵 치기도 하죠. 전 첨에 깜짝놀래서 안열어줬습니다..ㅋㅋ 실제 첨 겪으면..좀 당혹스럽기도 합니다.
현지 친구들에게 물어보면… “잘 안태웠다” 라고 말해주는 사람들이 의외로 많습니다. 이것도 한국에서는 거의 볼수 없는 장면같습니다.

5. Ireo mpanao Auto-stop.
Tsy azo sainina ny hiaina ara-dàlana tsy misy fiara ao Amerika izany. Izany angamba no isan'ny antony ahitanao tsindraindray mpanao auto-stop eny amin'ireny lalam-be mivoaka ny tanana sy ny arabe ireny. Indraindray raha sendra mijanona fotsiny ny fiaranao, tonga ry zareo mandondona eo amin'ny fitaratra. Natahotra aho aloha ary dia tsy sahy nitondra. Raha tratr'izany koa ianao dia tsy maintsy hatahotrar. Nanontany ireo namako amerikana aho ary maro koa ireo no tsy mitondra. Tsy misy ireny mpanao auto-stop ireny any Korea.

6. 곰과 노루

요즘 포스트들을 통해..로드킬 포스트를 종종 보게됩니다. 한번은 포스트를 보던중…지나가는 동물을 그냥 치고 가야한다..아니다..조심을 더 해야한다..갑론을박하더군요.갑작스런 출현에서 사고가 날경우라면..핸들 함부러 꺾다가..자기가 위험해질 수도 있지만.. 천천히 주의운전하는게 맞겠죠. 미국의 경우…동물출현이 빈번한곳에는..동물 출현 표지판이 보입니다. 저도 킹스캐년 가는동안 노루를 본적 있는데…놀라서, 눈을 의심할 정도로 큰 놈이더군요..

현지인들이 말하길…”속도안줄이고 그냥 달리다가…노루나 곰이랑 부딪히면…차가 반파날 정도”라고 합니다. 애초에 저런 표시보이면..좀 신경쓰고 달려야지..안그러면..렌트카 박살낼수 있습니다.

6. Ours sy cerf.
Matetika aho no mahita hafatra amin'ny aterineto milaza fa misy biby maty eny amin'ny lalam-be eny. Namaky fifanakalozan-kevitry ny samy mpikirakira aterineto aho momba ny fihetsika tokony hatao raha sendra mahadona biby, tokony hijanona ve sa tsia? Ireo biby mipoitra tampoka avy any sy ny fiara mijanona tampoka dia samy mety hitera-doza avokoa. Angamba ny fitondran-tena tokony ho raisina dia ny mandeha mora. Aty da matetika no ahitana ny takela-by milaza toeranaahitana biby betsaka. Nifanena tamina cerf iray koa aho izay tena goavana tokoa. Nilaza ny Amerikana fa raha mandona cerf na ours iray ny fiara entinao dia korontam-by sisa tavela aminy noho ny haben'izy ireny. Rehefa mahita ireny takela-by ireny ianao dia tokony hitandrina mafy eo ampamiliana.

7. 구름만 끼면 헤드라이트

위의 사진은 어느정도 비가온 모습입니다.위의 경우처럼…약간만 비가와도…이친구들은 모든차들이 거의 약속이라도 한듯 라이트를 다 켭니다. 뿐만아니라, 비는 안오는데, 구름속에 해가 들어가서 약간 어두워 지면…동시에 불들을 켭니다. 처음에 이 모습보고…전쟁났나? 싶어서 놀랜 기억이 있습니다.

7. Jiro  mirehitra mandritry ny fotoana maha-be zavona.
Rehefa manjavona iny ny andro, dia mandrehitra ny jirony araka ny efa nampiomanana azy ny olona. Ataony koa izany na dia tsy be zavona loatra aza ny andro. Tamin'ny voalohany, noheveriko ho nisy filazana loza nitranga[alerte], ady ohatra.

8. 휴대폰

핸드폰 전자파의 위험성이 경고된 이후로, 요즘은 TV에서도 종종 확인되는 모습입니다. 사진처럼 받을때는 귀에서 멀리 떼고…. 말할때는 핸폰을 보면서 말하죠. 좌우간 얘네들은 건강에 뭐가 해가된다 싶으면..놀라울 정도로 철저합니다.[…]

8. Ny Finday.
Hatramin'ny nielezan'ny vaovao momba ny voka-dratsin'ny onja [ampiasaina amin'ny finday],dia misy seho toy ny sary avoaka matetika amin'ny fahitalavitra. Toy ny amin'ny sary, ahatak'izy ireo ny finday ary dia sady miteny izy no mijery ilay finday. Marina mafy, tena matahotra mihitsy ny amin'ny fahasalamany ry zareo.

9. 키스하는 여인
저는 비교적 얌전하다고 하는 캘리포니아 에서도 이와 유사한 모습을 자주 목격했습니다. 미수다인가? 거기서…외국여자애들이 한국에 오면.. 우리나라 여자들끼리 화장실 같이가고, 손잡고 다니고..팔짱끼고 다니는 사람들이 너무 많아서 깜짝 놀란다고 하지요. 하지만..우리네는 문화자체가 프랜쉽이니까..걍 넘어갑니다만..미국에서 아주 지척에서 이런모습 보면..조금..~움찔합니다.[…]

9. Olon-droa mifanoroka.
Matetika no ahitako ny toy izany ao amin'ny tanana ipetrahako ao California. Tsaroako ny fandaharana iray tao amin'ny fahitalavitra koreana, Misooda (resaka ifanatrehana nifanaovana tamina teratany vahiny).Nilaza izy ireo fa manafintohina azy ireo ny mahita Koreana vavy miara-mandeha any amin'ireny toeram-pidiovana natao ho an'ny daholobe ireny, na miara-mamindra ka manao bras dessu-dessous na ihany koa mifampitantana. Aminay anefa dia mariky ny finamanana tsotra izao izany. Saingy rehefa mahita olon-droa mifanoroka aho dia mahatsiaro ho vaelingelina kely ihany.[…]

10. 술안주

대충 알려진 사실이죠..그런데 막상 술한잔 하러 가서..안주 없으면..놀라지 않을수가 없습니다. ㅋㅋ안주가 없어서 그런것은 아니겠지만..얘네들은..평일 거의 술약속 안하고 땡하고 끝나면 다들 고고~집입니다.

10. Tsy misy tsaky atolotra miaraka amin'ny toaka izany. Haintsika rehetra tsara. Fa rehefa handeha mba hisotrosotro iny ianareo ary tonga irery avy any izy, gaga kely ihany ianareo. Zavatra iray hanaitra anareo ihany koa ny hoe tsy misotro mihitsy ry zalahy mandritry ny herinandro fa tonga dia mody any an-trano rehefa avy miasa.

11. 여자 담배
[…]우리나라도 여자분들 담배피는거..요즘 별로 뭐라 안합니다만,하지만,..회사 정문앞이나..사람많은 곳에서 대놓고 담배피는 씩씩한 분들이 아직은 많지 않죠.

11. Ireo vehivavy mifoka sigara
[…] Efa tsy firesatsika intsony ny momba ny vehivavy mifoka sigara. Saingy dia tena mbola misy ireo vehivavy sahisahy mbola mifoka hatrany ampidirna ny toeram-piasany na any anaty toerana be olona mifamezivezy.

12. 금요일 저녁 자율 회사파티

이건 놀랍기도 했고…부럽기도 했던 내용인데.. 금요일 저녁..즉 주말시작 저녁에..회사에서 다과 파티를 항상합니다. 안하는 회사도 있겠지만… 좀 크다 싶은 회사들은 어김없이 다 합니다.한주일 열심히 일했으니 드시고 놀다 가세요…뭐 이런개념으로 준비를 하는데.. 음식물들 내용이…맥주를 비롯해서…술집에서는 안나오는 수많은 안주들이 깜짝 놀랄만큼, 위의 사진들처럼 제공됩니다.대신 얘네들은…회식문화가 없죠..ㅋㅋ

12. Ireo fety isaky ny zoma any ampiasana.
Sady zendana aho tamin'zany no saro-piaro koa. Ny zoma hariva talohan'ny nanombohana ny famaranana ny herinandro dia nisotrosotro narahana amuse-gueules ireo mpiara-miasa. Mazava loatra, misy ireo toeram-piasana tsy manao toy izany. Fa ny ankamaroany dia manana io fetin'ny zoma hariva io daholo. Niasa mafy ianao nandritra ny herinandro ary dia mba miala vonkina amin'ny fisotroana sy ny fihinanana. Araka ny ahitanao azy eo amin'ny sary, be ny safidy amin'ny zava-pisotro sy ny amuse-gueules. Ambadik'izay kosa, dia tsy mandeha miara-misakafo toy ny fanaontsika ry zareo…

13. 바람만 불면 가죽코트

캘리포니아는…건조하고..1년열두달..날씨가 상당히 좋고..같은 4계절이 있는 여타의 나라에 비해 훨 따뜻한 곳인데, 간혹…계절과 관계없이..약간 온도가 내려갈 경우가 좀 있습니다.봄이건 여름이건…갑자기 좀 바람불고 추워지면..
약속이라도 한듯이..가죽코트, 가죽잠바를 입고들 다닙니다..ㅋㅋ 그러면서..”so cold..” 왜치면서..덜덜덜 떨어요..ㅋㅋ 계절에 맞지않는 옷이라 깜짝 놀랍기도 하지만…ㅋㅋㅋ 무지 엄살이죠..처음봤을때..상당히 이상하게 느껴졌던 모습으로 기억됩니다.

13. Rehefa fotoana be rivotra, tazana ireny vestes vita tamin'ny hoditra ireny
Maina ny teo-tany ao Californie ary tsara foana ny andro mandritry ny taona. Mifanohitra amin'ny any Korea izay ahitantsika teotr'andro mafana sy mangatsiaka, tsara foana ny andro aty. Indraindray mba midina kely ihany ny hafanana. Raha misy rivotra ka somary mangatsiaka, toy ny filazan'ny olon-drehetra azy, dia manao akanjo mafana daholo izy rehetra na vestes vita amin'ny hoditra. Dia sady mangovingovitra ry zareo no miteny hoe «mangatsiaka tafahoatra». Tany ampiandohana, dia gaga tamin'ireny akanjo hoditra ireny aho.

14. 침뱉고 무단횡단

흔히 미국인들이 교통질서, 준법정신 투철하다고 알게모르게 홍보가 되서..다들 그런것 같지만..ㅋㅋㅋㅋㅋㅋ
한번..길거리에 신호등 기둘리는데..멀쩡한 어떤넘이 침을 삑 하고고 뱉더니…껌 질겅질겅 몇번씹다가..투..하고 또 뱉어 버립니다.그러더니…길 좌우 살피고…빨강불인데..걍 건너더군요..ㅋㅋㅋㅋ[…]

14. Fandrehofana sy mpandeha an-tongotra tsy manara-dalana
Nambara tamintsika fa hoe ny Amerikana dia mpanaraka ny lalanan'ny fifamoivoizana ary manaiky ny lalana. Dia nino izany koa aho…^^^^^^^
Indray mandeha, nahita lehilahy iray izay noheveriko fa ao tsara aho, nadrora sy nanary ny siligaomany  [chewing-gum], ary dia nanapaka ny arabe ihany na dia mena aza ny jiro mpandamina. […]

15. 마트에서 장볼때 칼로리 계산

마트에서 자주보는 모습입니다.[…]와…물론 다는 아니겠지만.. 깜짝 놀랬었는데, 먹는거 살때는 무조건 칼로리를 확인하고… 칼로리를 메모한 다음…준비해놨던 계산기로..뭔가를 막 합산합니다. 일일 권장 칼로리가 넘치는지 확인해 보는 거겠지요..[…]

15. Mikajy ny Kaloria any anaty fivarotana enta-madinika.
Fahita matetika any anaty fivarotana enta-madinika izany […]  Rehefa miantsena ny olona,  dia jeren'izy ireo tsra ny kaloria entin'ny zavatra novidiany – Heveriko fa tsy ny olona rehetra no manao izany. Ny sasany mampisa milina kely fikajiana mba hanaovana ny fanambarana Ny sasany mampisa milina kely fikajiana mba hanaovana ny fanambarana Ny sasany mampiasa milina kely fikajiana mba hanaovana ny fanambarana. Raha ny fahitna azy dia ampitahainy amin'ny kaloria tokony horaisina isan'andro nomen'ny toro-lalana izany.[…]

16. 한모금?

우리나라는 생수통옆에..위 그림에서 맨 왼쪽의 종이접이 컵을 아직도 많이 사용합니다. 미국은 소주잔 만한 종이컵 또는 플라스틱컵이 비치되어 있더군요..(가운데 그림) 맨 오른쪽 그림의 우리나라 일반 종이컵보다 좀 작지만..ㅋㅋ “이게 무슨 한모금이야??? 걍 물컵이지~!” 하면서..처음보고 상당히 웃었던 기억이 납니다.

16. Indray migoka ?
Eny anilan'ireny fantsakana ireny, misy zinga vita tamin'ny taratasy toy ny hita eo ankavia. Mbola nisy hafa ihany koa hitako, misy fanamarihana hoe “goka” tany Amerika (eo afovoan'ny sary).  Kely kokoa noho izay ananantsika any Korea izy ireny. Lehibe loatra ho an'ny indray migoka ilay izy.

17. 킹사이즈!

한국의 버거킹 같은 곳에서 킹사이즈 세트메뉴 시키면… 뭐..저도 한등치 하기때문에..딱 맞습니다. 하지만..미국에서는 같은 킹사이즈 인데도…위 사진만큼 차이가 났던것으로 기억나네요.. 단 한번도 햄버거를 남겨본적 없었는데..
먹다보면..도저히 못먹고 남기면서….으..놀라게 되죠. 그리고…피자도 마찬가지입니다.

17. Singa XXL

Lehibe ny vatako ka  dia mahatonga ahy handray ny tolotra XXL ao amin'ny Burger King ao Korea. Nefa aty Amerika, ireo tolotra Burger King dia tena mitafotafo tokoa. Maneho izany fahasamihafana izany ny sary. Tapitro foana hatramin'izay ny hamburgers-ko. Fa tsy mahavita mamarana azy kosa aho aty. Toy izany koa ny pizzas.

18. 슈팅클럽

미국 친구들이 의례..한국 친구를 한번정도 데려가는 곳이라고 합니다. 총 맘껏 쏘는 곳인데…저는 첨에..shooting 하러 가겠냐고 묻길레…오락실 슈팅게임 하러 가자는줄 알았었습니다. ㅎㅎ 알고보니..실제 총으로 과녁에 맘껏 쏠수 있는 스트레스 해소장이더군요.[…]

18. Club de tir.
Reko fa manasa ireo namany Koreana ho any ireo Amerikana. Toerana iray ahafahanao mitifitra araka ny danin'ny kibonao izy io. Raha nanasa ahy hitifitra ireo namako, dia noheveriko fa hoe lalao any naty trano fisotroana ilay izy. Saingy, hay ka tena club de tir ity izy. […]

19. 큰 집, 그리고 적은 가구

미국에 거주하는 교포들이나, 미국인들 집에 종종 놀러갈때마다 느끼는 것이지만..놀랄만큼, 정말 집들이 크고 넓습니다.
집의 크고 작음은 상대적이겠지만… 일단 수용된 인원에 비해 평수는 상당히 넓은것이 사실이고, 특히, 2층집이 많았으며, 2층이 아니면…집들이 다 옆으로 넓게 퍼져 있습니다.[…]또한, 그 큰집에…소위말하는 가재도구는 거의 없습니다. 그냥..벽이 대부분을 차지하고… 수납장만 덜렁있는등… 텅텅빈 느낌을 많이 받았습니다. 상당히 낯선 풍경이라 깜짝놀래지요. 특히…이정도 되는 집의 가격들이..한국에 비해 턱없이 쌉니다. 가격들으면..깜짝놀라죠..

19. Trano be zara raha misy fanaka
Isaky ny mitsidika trano iray aho aty, dia zendana amin'ny habeny sy fahalalàhany. Raha miohatra amin'ny habetsaky ny ankohonako, dia tena malalaka toka izy ireny ary amin'ny ankapobeny dia misy rihana roa. […] Tsy dia misy fanaka ireny trano be ireny. Rindrina sy placards ary talantalana maro eny rehetra eny. Mora ny vidiny raha oharina amin'ny any Korea. Ho gaga ianao amin'ny vidiny.[…]

24. 가슴 노출에 대한 문화차이

한국과 다르게, 미국과 유럽 일부국가의 경우, 가슴 노출에 대한 여성분들의 인식과 문화차이가 상당히 큰 것에 놀랍니다. 여러가지 관점들이 존재하겠지만, 미국은 수치, 창피보다는 신체의 일부 또는 자기표현 및 자랑에 더 무게를 두며,이 부분만 국한해 놓고 본다면, 한국보다 훨씬 개방적인 사고방식이 강합니다. 그렇다고 미국의 성문화가 완전히 개방적이냐…하고 단정지으면 낭패보기 쉽상입니다. 절대비교는 어렵지만, 보수적인 가정의 경우를 비교해 본다면, 한국보다 더 보수적인 곳도 상당히 많습니다.

24.Fahasamihafana ara-kolotsaina raha ny fitafy maivana ‘mampiseho tratra’ no jerena. Any amerika avaratra tahaka ny any amin'ireo firenena Eropeana sasany, ny mampideraderany mampiseho tratra  dia toa voajanahary [mandeha ho azy] raha manafintohina kosa any Korea. Mazava loatra fa misy tsy fitoviam-pijery maro ao. Raha hoe tokony hojerena amin'ny lafiny mahamenatra sy mahavaka saina izany, dia noraisina kosa ho fananana ny maha-izy azy sy fahatokisan-tena, toa malalaka kokoa noho ny any Korea ry zareo.Saingy tsy dia toy izany loatra kosa ry zareo miohatra amin'ny any Korea raha resaka sexe. Mbola maro ny fiankaviana mpandala fatratra ny nentin-drazany noho ny any amintsika.

25. 헐렁한 옷차림, 화장안한 얼굴들, 주근깨투성이 피부, […]

의복의 경우, 정장 차림한 사람들이 많이 안보입니다. (월가는 다르겠죠..) 남자들은 거의 셔츠나 티셔츠… 청바지나 헐렁한 면바지.. 여자분들도 평범한 일상복 차림을 하고 회사에 다닙니다.
특히 화장도 안하는것에 깜짝 놀랍니다.[…]

25. Fitafiana ahazoana aina tsara, tsy misy ankosotra, hoditra miboridana…. […] Ny ankamaroany tsy mitondra costumes. Mahazatra ireo lehilahy ny manao lobaka fotsiny amin'izao na T-Shirt, jeans na pataloha fitondra manao fanatanjahanten… Ny vehivavy koa dia mitondra fitafy fitondra manao fanatanjahantena. Gaga aho fa ny ankamaroany dia tsy misy mihosotrosotra izany.

26. 출퇴근길이 멀어지면, 직장을 옮긴다?

미국인과 대화중에 놀랬던 내용입니다.”집을 이사했는데.. 이사갈 집이 회사와 너무 멀어져서…회사를 옮길 생각을 한다”는 내용입니다.[…]우리나라는 이사를 아무리 다니더라도.. 잘 다니던 회사를 옮길 생각은 절대로 안하죠..ㅋㅋ오죽하면 주말부부라는 것까지 나오겠습니까 만은.

26. Fotoana maro no lany amin'ny làlana manasaraka ny fonenana sy ny toeram-piasana, hiova asa ve? Isan'ny resaka ifanakalozan'ireo mponina autochtones izany.  « Nifindra fonenana aho, lavitra loatra amin'ny asako, mihevitra ny hitady iray hafa aho » Mifindra imbetsaka izahay nefa kosa tsy mihevitra mihitsy ny hiova asa.… Misy mihitsy aza ny ‘olon-droa ho an'ny faran'ny herinandro monja’ ( izay miasa amina tanàna samihafa ary tsy mifankahita raha tsy ny faran'ny herinandro).

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.