Korea: fahazarana 17 mahatonga ny hoditrao ho malaky antitra

Hanolotra lahatsoratra iray milaza fampahafantarana mahaliana (na mampihomehy) anareo aho: ny fahazarana 17 anananao izay manome taona (fahanterana?) ny hoditrao.

값비싼 화장품이 피부를 유지해준다!? 이런 마음가짐으로 고급 화장품만을 믿고 피부에 관심을 덜 가지게 되면 5년 후에는 “아줌마! 화장품 뭐 썼길래…” 라는 말을 들을수도 있습니다.

피부는 관리가 중요합니다. […]피부노화를 가속화시키는 몇가지 원인을 공개합니다.

Mahatsara ny hoditrao ve ny vokatra fandiovan-tarehy lafovidy!? Noho izany finoana lehibe anananao amin'ny vokatra fandiovan-tarehy lafovidy izany dia tsy miraharaha ny hoditrao ianao. Ary dia ao anatin'ny dimy taona ianao dia mety haheno hoe “Raneny ô! fa fandiovantarehy inona no nampiasainao e…”

Tena zava-dehibe tokoa ny ikarakaranao ny hoditrao. […]ampahafantarina ny antony maro mahatonga ny fahanterany.

초콜릿과 케이크를 입에 달고 산다
같은 탄수화물이라도 당분이 많아 몸 속에서 산화 작용이 많이 필요한 케이크나 초콜릿 등은 피부 노화를 촉진시키는 주범. 대신 포도당으로 변하는 속도가 빠른 구운 감자, 흰 빵 등을 섭취할 것.

Tia Sôkôlà sy mofomamy ianao.
Raha ampitahaina amin'ny gliosida hafa dia betsaka kokoa ny siramamy ao anatiny ka hanamarika (handoro) kokoa vatanao izany. Maha-antitra io e! fa aleo ireny soloina mofo fotsy sy ovy nendasina (natao anaty lafaoro) fa ireny no miova ho gliokôzy.

애교스러운 눈웃음이 특기다
연구결과에 따르면 눈웃음을 짓는 사람은 그렇지 않은 사람보다 눈가 잔주름과 표정 주름이 더 많다. 피부 탄력이 떨어지기 시작하는 20대 이후부터는 습관적인 표정이 굵은 주름의 원인이 될 수 있다. 눈보다는 입으로 웃는 연습을 할 것.

Mihomehy amin'ny masonao ianao.
Araka ny fikarohana, dia misy ketrona kokoa ny manodidina ny mason'ny olona mitsiky amin'ny maso raha mitaha amin'izay tsy manao izany. Hatramin'ny faran'ny taompolo 20, mora roritina kokoa ny hoditra ary dia hahatonga ketrona maro kokoa amin'ny hoditrao ny tsiky amin'ny masonao. Manandrama mihomehy amin'ny molotra fa tsy amin'ny maso.

현기증 날 때까지 운동한다
적당한 운동은 건강과 피부 미용을 위한 필수 덕목. 하지만 운동선수들이 운동을 접는 그 순간부터 쭈글쭈글해진다는 사실을 알고 있는가? 게다가 격렬한 운동을 할 때 표정을 일그러뜨리는 습관은 잔주름을 듬뿍 만들어줄 것이다.

Miasa mandra-pahafanina
Tsy maintsy atao ny fanazarantena mety hahatsara ny fahasalamana sy ny fikarakarana ny hoditra. Fa hono ho'aho, fantatrao ve ny fotoana hijanonan'ny mpanao fanatanjahantena, misy ketrona ve ny hodiny? Fanampin'izany, raha be loatra ny zaatra ataonao, mampiketrona ny tavanao ianao. Hampisy ketrona madinika izany.

옆으로 누워야 잠이 솔솔 온다
잘 때 생기는 슬리프 라인(sleep line)은 눈가 주름의 주범. 베개는 반드시 뒤통수 쪽으로 베고 자야 한다. 너무 높거나 낮은 베개도 금물. 목과 턱살이 겹쳐 주름이 생기고 얼굴이 붓게 된다. 팔을 괴고 자거나 엎드려 자는 것도 마찬가지.

Matory mihorirana ianao.
Ny fahazaranao matory tahaka izany no heloka lehibe mahatonga ketrona hivandravandra amin'ny tetamasonao. Tokony an-katoka hatrany ny ondanao. Tsy tokony ho avo na iva loatra ny ondana. Raha toa ka mifanao ambony ambany ny tenda sy ny hatokao, dia hihangeza ny tavanao. Aza matory mihohoka manao ny sandrinao ho ondana na mivonkona.

담배 없이는 못 산다
담배는 피부에 공급되는 산소량을 적게 하고 노화의 원인이 되는 래디컬(유해산소)의 형성을 촉진시킨다. 흡연자가 주름이 생길 확률은 비흡연자의 3배. 그러나 비흡연자도 안심할 순 없다. 담배 연기에 자주 노출되면 각질층의 수분 함량이 떨어져 피부가 건조해지기 때문.

Sakaizanao ny sigara.
Maka ny ôksizena amin'ny hoditrao ny sigara. Mandrisika ny fahanterana izany. Intelo avy heny kokoa no mampalaky antitra ny hoditry ny mpifoka mitaha amin'ny an'ny tsy mpifoka. Na izany aza tsy tokony hofaly avy hatrany ny tsy mpifoka. Fa raha tratran'ny setro-sigara ny hoditrao dia hiala ny hamandoany mason-koditra ka ho maina.

눈을 자주 비빈다
이 무의식적인 습관은 눈가 잔주름과 다크서클을 촉진시킨다. 잦은 눈 화장 역시 잔주름의 지름길. 눈 주위의 연약한 피부에 자극을 주기 때문이다. 눈썹, 쌍꺼풀 사이에 낀 화장 잔여물도 노화의 원인이 되므로 순한 아이 전용 리무버로 깔끔하게 닦아내자.

Mikoso-maso matetika ianao
Mampisy ketrona madinika sy manamatroka ny ambanin'ny maso io fahazarana tsy voatandrina io. Hampisy ketrona madinika kokoa ny fanosora-menaka matetika ny maso(n-koditra). Hanaratsy ny hoditra sy ny manodidina ny masonao izany. Mampalaky antitra ihany koa ny fametrahana hosotra anelanelan'ny manjamaso (volomaso lehibe) sy ny volomaso. […].

눈가에도 스킨을 촉촉하게 바른다
사용설명서에는 바르지 말라고 되어 있지만 아이크림도 따로 안 바르는데 빼먹으면 어쩐지 섭섭해서…. 그러나 알코올이 함유된 스킨을 눈가까지 바르면 눈가 피부의 유·수분 밸런스가 깨지면서 주름이 생기기 쉽다.

Mampiasa fandokoam-bolo manodidina ny maso.
Araka ny fanorotoroana, dia voarara ny fanoavana azy manodidina ny maso. Misy ihany na izany aza ny sasany aminareo no tsy mahatsiaro ho feno raha tsy mampiasa azy. Ny fampiasana fandokoam-bolo misy alikaola manodidina ny maso anefa dia manala ny hamandoana ka miteraka ketrona bebe kokoa.

극세사 타월을 매일 사용한다
피부가 매끈매끈해지는 즉각적인 효과 때문에 스크럽 대용품으로 널리 환영받는 극세사 타월. 그러나 너무 자주 사용하면 피부 보호막인 각질층이 손상되어 피부가 건조해진다. 제거해야 하는 건 오직 ‘묵은’ 각질. 건성피부는 주 1~2회, 지성피부라도 3회 이하로 사용하자.

Fampiasana fitaovana fanasan-koditra isan'andro
Noho ilay izy manalefaka hoditra avy hatrany, dia mampiasa fitaovana fanasan-koditra ianao. Manamaina ny sosonkoditra izay miaro ny hoditrao anefa ny fanaovana izany matetika. Hoditra ‘maty’ no esorinao. Raha maina hoditra ianao, dia ampiasao in-1 na in-2 isan-kerinandro izany. In-3 isan-kerinandro kosa raha menahana ny hoditrao.

안 해본 다이어트가 없다
각고의 노력 끝에 결국 뼈와 가죽만 남은 당신. 권장 섭취량보다 절대적으로 적은 칼로리 섭취로 비타민, 미네랄, 필수 지방산 등이 결핍되어 윤기 없이 푸석푸석한 피부가 되어 있을 게 분명하다.

Efa nampiasainao avokoa ny fomba fampihenan-danja rehetra.
Lasa mahia ianao noho izany fiezahana izany. Tsy ampy kaloria noho izay ilaina isan'andro ianao. Mitarika ho amin'ny fahabangan'ny vitamina, ny sira mineraly ary ny ‘tavy’ ilaina, ka hahatonga ny hoditrao hivalombalona.

화장품을 얼굴 전체에 비벼 바른다
항상 아래에서 위로 가볍게 쓸어 올리듯 바르는 습관을 기르자. 위에서 아래로 밀어내거나 무자비하게 비벼 바르는 버릇은 피부를 처지게 만든다. 불독 강아지 같은 심술보를 갖고 싶지 않다면 당장 바르는 습관부터 바꿀 것.

Ranomanitra fanasan-tava.
Mizara hanana fahazarana hikosoka ny tavanao avy any ambany ho any ambony. Hampiroraka ny tavanao ny fikosohana ny tava hatrany ambony mankany ambany. Raha tsy tianao ny hanana endrika tahaka ny biledaogy (alika) dia ovay ny fahazaranao.

자외선 차단제를 과감히 생략한다
자외선은 멜라닌 색소를 자극할 뿐 아니라 콜라겐과 엘라스틴까지 파괴한다. 자외선을 받은 피부 혈관이 늘어지거나 비정상적인 혈관 가지들이 생성되어 주름과 기미로 진행된다는 최근 연구결과에도 주목할 필요가 있다.

Tia mandeha amin'ny fitaovana mitovy amin'ny taramasoandro
Tsy vitan'ny hoe miteraka vongan-doko melanika ihany ny taratra Ultraviolet, fa mandrava singa ilain'olombelona ihany koa. Voka-pikarohana vao haingana iray no nahitana fa mitareka ketrona ity raha iray ity.

젖은 얼굴로 쏘다닌다
날씨가 덥다고 세수한 다음 물기도 닦지 않고 밖을 마구 쏘다니는 건 자살 행위다. 젖은 피부는 마른 피부보다 자외선 투과율이 4배까지 증가한다. 운동 후나 세안 후에는 빨리 물기를 닦아야 한다. 젖은 머리로 외출하는 것도 삼갈 것.

Mivoaka ivelan'ny trano amin'ny tava lena.
Mafana ny andro. Mivoaka mandeha ianao rehefa avy manasa ny tavanao. Mamono tena izany. Manintona taratra ultraviolet in-4 mihoatra noho ny an'ny manana hoditra maina ny an'ny manana hoditra lena. Fafao ny tavanao rehefa avy manasa tarehy ianao. Aza mivoaka ivelan'ny trano amin'ny volo mando ihany koa.

선탠광이다
바다보다 모래사장을 더 좋아하는 당신이라면 일광이 강한 오전 11시부터 오후 3시까지만큼은 피할 것. 한낮에 자외선 차단 크림도 없이 태닝을 즐긴 후 몸을 찬찬히 관찰해보라. 눈가 잔주름이 두 배는 늘었을 것이며, 없던 점이 몸 여기저기에서 발견될 테니.

Tia mitanin'andro ianao (manao bronzage).
Raha tia mitanin'andro any ielany ianao dia idifio ny amin'ny 11 maraina ka hatramin'ny 3 ora tolakandro. Jereo ny tenanao rehefa avy mitanin'andro mandritra ny andro ianao. Hitombo avo roa heny ny ketrona (sa mivonto) manakaiky ny maso ary hahita toy ny tandra mainty madinika izay tsy nanananao ianao.

물은 밥 먹을 때만 마신다
수분 섭취량은 피부 노화와 보다 직접적인 관계가 있다. 20대 초반이라면 촉촉한 수분 크림과 하루 1L 이상의 생수만으로도 탱탱한 피부를 유지할 수 있다. 당신이 흡연자라면 적어도 하루 1.5L 이상의 물을 마셔야 함을 명심할 것.

Misotro rano fotsiny ianao mandritra ny fotoana hisakafoanana.
Arakaraka ny fatran'ny rano sotroinao ny taonan'ny hoditrao. Raha mbola manakaiky ny 20 taona ianao dia afaka mampivelatra tsara ny hoditrao amin'ny menaka fanosorana ary rano 1L. Raha mpifoka kosa ianao dia tokony hihoatra ny 1,5L ny rano sotroinao farafahakeliny.

에어컨 온도를 18°C 이하로 맞춘다
에어컨이 가동되는 건조한 실내에 오래 있으면 피부 수분을 공기 중에 빼앗겨 노화가 가속화된다. 겨울에 난방 온도를 높이는 것도 마찬가지. 실내·외 온도가 심하게 차이 나지 않도록 냉방 온도를 조절하고 피부에 건조감이 느껴지면 워터 스프레이를 뿌려주자.

Ambanin'ny 18˚C ny hafanana ataon'ny manatsara rivotra (climatiseur).
Raha amin'ny toerana misy fitaovana fanatsaran-drivotra mandeha ianao, mahatonga fahamainana amin'ny hoditrao io ka mitarika fahanteran'ny hoditra haingana. Amin'ny ririnina moa dia tahaka izany ihany ny asany rehefa manafana izy. Tazony tsy hifanalavitra loatra amin'ny hafanana any ivelany ny hafanana ao an-trano. Raha mahatsiaro ho maina ianao dia mampiasà rano atifitra (toy ny andro merika).

곧 죽어도 더운물로 샤워한다
계절에 관계없이 온수 샤워는 10분 이내로 끝내야 한다. 피부에 필요한 유·수분을 급속도로 빼앗아가기 때문. 미지근한 물로 재빨리 샤워한 후 보디 미스트 등으로 수분을 공급해주자.

Mandro amin'ny ranomafana matetika.
Na vanimpotoana inona na vanim-potoana manao ahoana dia tokony handroamin'ny ranomafana aoanatin'ny 10 minitra ianao. Fa raha tsy izany dia ho very ny hamandoana sy ny menaka ilaina amin'ny hoditrao. Tsara ny manana hoditra toy ny misy zavozavona (?) rehefa avy mandro.

잠자는 시간이 중구난방이다
밤 시간에 잠을 자지 않고 깨어 있으면 낮 동안 손상된 피부가 재생되지 못해 피붓결이 거칠어지고 탄력도가 떨어진다. 밤샘 후 피부 유·수분도를 측정해보면 수분은 15~18% 감소해 있고 유분은 20%나 많아져 있는 것을 알 수 있다.

Sarobidy ny fotoana fatoriana.
Raha mbola mifoha ianao any amin'ny sasak'alina dia tsy manana fotoana hakana aina ny hoditra voantohintohina nandritra ny andro iny. Hampiroraka ny hoditrao izany ka hanary ny hoditra malandilandy. latsaka 15-18 isanjato ny hamandoan'ny hoditra ary hitombo 20 isanjato noho ny an'ny hoditra mahazatra ny menaka amin'ny hoditry ny olona miari-tory mandritra ny alina.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.