Seychelles : Nanaiky ny handray anjara amin'ny rohin-tseratsera Aterineto Pan-Afrikana

Gervais J. Henrie avy any Seychelles no mitatitra fa :

Seychelles is the second African country, after Senegal to join the $1 billion pan-African e-network project initiated by the Indian government

“Taorian'i Senegaly dia i Seychelles no firenena Afrikana faharoa izay nanaiky ny handray anjara amin'ny fananganana rohin-tseratsera Aterineto Pan-Afrikana izay mitentina 1 tapitrisa dôlara, tetikasa izay ambany fivoizan'ny fitondrana Indiana”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.