Madagasikara : Eny an-dalambe eny

Tantarain'ny namana Ariniaina ao amin'ny Dago Tiako ny andavan'andron'ny fiainana manamorona ny arabe any Antananarivo, any Madagasikara :

Suddenly, you notice lots of people making a circle. You think there must be an accident. You come nearer to se what’s going on. In the middle of the circle, there is a man almost nude (he is wearing only a little pair of shorts). He marks out lots of lines or drawings on the ground. He tells something about life, the future or the meaning of dreams.

“Tampotampoka eo, dia hitanao fa misy olona marobe mitangorongorona. Dia mihevitra ianao angamba nisy lozam-pifamoivoizana (indray). Dia manatona koa ianao mba hijery izay zava-misy. Kinanjo, hodidinin'ireo olona marobe, indro lehilahy zara raha mitafy (miankanjo sosona kilaoty roa monja). Manoratsoratra sy manipitsipika maro amin'ny tany izy. Sady mamboraka zavatra mikasika ny fiainana, sy izay hoavy na koa manome dikan'ny nofy izy.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.