Arabia Saodita: lalana fa tsy adiresy

Stranger in this Dunya (vahiny eto amin'ity Dunya ity) no mitaraina fa toa tsy misy mampiasa adiresy ny eto Arabia Saodita: “Ny fanoroan-dalana no toa mora kokoa: ‘Eto amin'ny lalana Takhasussi isika izao, ilay tena manaraka ny Bankin'i Riyadh indrindra ary andamosin'ny fivarotana xyz. Ilay trano lehibe misy voaloboka amin'ny sisiny io.’ “

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.