Oganda : Paika fampitam-baovao tena diso tanteraka

Moses Paul Sserwanga izay mpanao gazety sy mpisolovava ao amin'ny fitsarana avo any Oganda no mitsikera ny paika fampitam-baovao tena diso tanteraka an'ny fitondrana any Oganda :

Govt got its media strategy totally wrong. Government has heightened its preparedness to clamp down on the independent media. President Museveni’s attack on Daily Monitor in his State of the Nation address last week was a clear signal that government was not about to respect press freedoms and freedom of thought in the country […]

Government should provide open access to official information and should train its spokespersons and media strategists on the need to provide media with up-to-date and reliable information on all matters of governance.

“Tena diso tanteraka ny paika fampitam-baovao nampiasain'ny governemanta aty Oganda. Narangaragan'ny governemanta ny fivononany hanakatom-bava ireo fantsona fampahalalam-baovao tsy miankina amin'ny fanjakana. Ny fanambarana izay nataon'ny filoham-pirenena tao amin'ny gazety Daily Monitor tamin'ny herinandro lasa teo, raha nizara izay fijeriny mikasika ny toetoetry ny firenena izy dia fanambarana mazava fa tsy mivonona velively ny hanaja ny zon'ny fampahalalam-baovao sy fiheverana eo anivon'ity firenena ity izy […]”
Tokony havelan'ny governemanta halalaka hoan'ireo mpanao gazety ny fahazahoana ireo vaovao sady mila manofana ireo mpitondra teny isan'ambaratongany amin'ny fanjakana sy manakarama olona manana traikefa amin'ny fampahalalam-baovaoa izy mba hanolorana vaovao farany sady azo antoka mikasika izay fitondrana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.