Ethiopia : Ny tantaram-piainan'i Kedir Mohammed

Ensent no mitantara ny fiainan'itompokolahy Kedir Mohammed, miaramilan'ny fivoizana ny zon'olombelona izay vao nodimandry tany Ethiopia :

Even as a refugee, Kedir never ended his activism and the struggle for justice, human rights and equality of citizens of his country. He joined a budding organization that was cultivated by the Ethiopian students’ movement that culminated in the formation of the Ethiopian People’s Revolutionary Party (EPRP) […]

Kedir was an ardent voice of Ethiopian unity and an advocate for a united front of Ethiopian opposition against the TPLF/EPRDF regime. He played a selfless role in the realization of the Rockville meeting that formed the Unity of Ethiopian Democratic Forces (UEDF).

“Na dia tany amin'ny tany izay nialokalofany aza i Kedir dia tsy nitsahatra ny niady hoan'ny fahamarinana, ny zon'olombelona sy ny fitovian-jo hoan'ireo mponina rehetra anivon'ity firenena ity. Niditra ho mpikamban'ny fikambanana izay nokolokolin'ireo mpianatra Ethiopiana izy, fikambanana izay niafara tamin'ny fiforonan'ny antoko EPRP na Antokon'ny Revolisionan'ny Vahoaka Ethiopiana […]”
Isan'ireo mafana fo mivoy ny firaisana ethiopiana i Kedir, sady mpanentana ny fiaraha-miasan'ireo antoko mpanohitra ny antoko TPLF/EPRDF izay eo amin'ny fitondrana. Tsy nitsitsy aina izy nivoy mba hahatanterahan'ny fikaonandoha tany Rockville, any Maryland, any Zamerika.”

[FANAMPIM-PANAZAVANA : notanterahina tany Rockville tamin'ny 26 Jolay 2003, ny fivoriana voalohany izay nandraisan'ireo antoko (mpanohitra) demokratika Ethiopiana rehetra anjara]

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.