Rosìa : Soratsoratra eny amin'ny rindrin'ny tànanan'i Moasko

Lyndon no manapariaka ao amin'ny Scraps of Moscow ireo sarina soratsoratra any amin'ny rindrin'ny tànana'i Moasko izay nalaina tamin'ny taona 2004-2005, rehefa avy “nandio” ireo andian-tsary teo am-pelatanany izy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.