Afrika Atsimo : Inona no azon'ny mpiblaogy atao mikasika izao krizy fankahalana vahiny izao ?

Mihevitra i Stii fa mahavita zavatra hanoherana izao krizy fankahalana vahiny any Afrika Atsimo izao ireo mpiblaogy raha manao :

My idea is to have like a trust fund, NGO or something to which bloggers/technology people can contribute to financially. I’m more than willing giving money to any organization, but it would be nice to do it collectively as an organization I believe in, like this blogosphere I belong to. I do know that this is a fairly touchy subject and might well be a shitload of work, but I’d like something like this to happen!

Every now and again, there is a call for help. Not only in South Africa, but the whole of Africa. Yes, we can spread the word, sure, but it feels a little empty and sounds hollow. The Xenophobia crisis, the Zimbabwe/Mugabe crisis, the violence after the Kenyan elections, it has all been covered pretty well by traditional media.

“Mifototra amin'ny fanangonana tahirim-bola manokana, na Fikambanana mpanao asa soa tsy miankina amin'ny fanjakana [ONG] na tetik'asa hafa izay ahafahan'ireo mpiblaogy sy ireo olon'ny teknolojia mandray anajara ara-bola. Raha izaho manokana aloha dia vonona ny handrotsaka vola amin'izay Fikambanana efa amperin'asa, saingy heveriko fa tsaratsara kokoa raha miaraka isika no manao izany, toy ny fikambanana satria izany no iheverako an'ity Blaogosfera izay misy ahy ity. Fantatro tsara ny maha-saropady izany lohahevitra izany ary angamaba hiteraka vesatr'asa mahasorena betsaka, saingy faniriako ny ihavian'ny fiaraha-mientana toy izany !”
Ankehitriny indray toy izay efa nitranga teo aloha dia misy fiantsoana ilana vonjy. Tsy hoan'i Afrika Atsimo ihany, fa hoan'i Afrika manontolo. Eny afaka apariahantsika izany resaka izany, eny na dia ohatry ny poakaty sy kipantsona maneno ihany aza. Satria na ny krizy fankahalana vahiny [any Afrika Atsimo], na ny krizy any Zimbaboe / Mugabe, na ireo herisetra taorian'ny fifidianana filoham-pirenena tany Kenya, dia samy zara raha notaterin'ireo fantsona fampahalalam-baovao mahazatra izy ireo.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.