Zimbaboe : E-Sary hoan'ny Demôkrasia

Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ny hetsika voiziny eto anivon'ny Aterineto ka ampiasany E-Sary mikasika an'i Zimbaboe:

Sokwanele will be releasing regular e-card designs in the days leading up to the run-off election, now scheduled for June 27. We’d like to ask everyone around the world to join us and use them to help all Zimbabweans stay fully engaged with their hope and confidence for the future…

“Mandritra ireo andro mialoha ny fifidianana filoham-pirenena izay andrandraina 27 Jona 2008, i Sokwanele dia hanapariaka E-Sary [sary eto amin'ny solosaina azo apariaka amin'ny alalan'ny Aterineto]. Sitrakay raha mba ampianareo manerana izao tontolo izao izahay mba hanapariaka ireny sary ireny mba hanaitra ireo Zimbaboeana ka hitazona azy ireny haharitra [izany hoe handray anjara amin'ny fifidianana] ary hitazona velona ao anatiny ireo fanantenany sy fahatokisany amin'izay hoavy… ”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.