Egypta : Ady amin'ny Facebook

Zenobia no mitatitra ao amin'ny blaoginy Egyptian Chronicles mikasika ny ady amin'ny Facebook any Egypta :

The Facebook now is the official enemy of state.The blogs are no longer the danger on the State but it is the Facebook.

Last week most if not all the official publications in the Arab Republic of Egypt opened their fire on the Facebook as a danger on the national security , danger on our identity and danger on our morals sending several indirect messages like calling for a ban and scaring the average Egyptian Joe from using it.

“Ankehitriny dia ny vohikala Facebook no fahavalon'ny fanjakana. Tsy ireo blaogy intsony indray izany no fahavalom-pirenena, fa ny Facebook.
Tamin'ny herinandro lasa, ny ankamaroany raha tsy izay gazety rehetra fehezin'ny Repoblika Arabon'i Egypta mihitsy, no indray niara-nitifitra an'ny Facebook ho toy ny loza manambana ny fandriampahaleman-pirenena, sady loza hoan'ny maha iska antsika no loza koa hoan'ny fitondratena madio amin'ny fandefasana hafatra ambadika hampitahorana ireo Rakoto tsotra Egyptiana, mba tsy hampiasa izany vohikala izany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.