Zimbaboe : Pôlitikan'ny fiovana sy Fiovan'ny pôlitika ?

Zimpundit no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny Pajama Media izay fijeriny ny toe-draharaha pôlitika any Zimbaboe :

While journalists, bloggers, and activists chronicled the dilemma of a nation that voted for the politics of change, the more significant undercurrent — that of Zimbabweans voting for a change in Zimbabwean politics — seems to have been lost in the furor. There is a difference between a politics of change and a change of politics. In the former, dissatisfied voters elect candidates they hope will transform prevailing circumstances. These voters look to new politicians and hope politics will change their situation. The meteoric rise of Barack Obama, the once unheralded rookie senator from Illinois in the USA, is a case in point of this phenomenon.

“Raha taterin'ireo mpanao gazety, mpiblaogy, mpivoy isan-karazany ny fifandrirotana mipetraka amin'ity firenena izay nifidy hoan'ny pôlitikan'ny fiovana, ny zava-misy lehibe – dia ireo Zimbaboeana izay nifidy hoan'ny fiovan'ny pôlitika Zimbaboeana — dia toa very fotsiny tamin'ny fahatezerana. Misy fahasamihafana mipetraka amin'ny Pôlitikan'ny fiovana sy Fiovan'ny pôlitika. Ny voalohany, ahitana mpifidy leon'ny teo aloha ka misafidy kandida izay antenainy hanova ny toe-draharaha. Ireo mpifidy ireo dia mikaroka pôlitisiana vaovao sy pôlitika mitondra fanantenana izay hanova ny toe-piainan'izy ireo. Ny fidangan'ny firongatry ny kandida Barack Obama, izay Loholon'ny Illinois, any Zamerika sady zazavao [tsy nisy mpahalala akory] fahizay, dia ohatra velona manazava izany fisehoan-javatra toy izany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.