Angôla : Ny fahafaham-panehoankevitra sy ny fanatontoloana

Kianda no manapariaka ny heviny momba ny fahafaham-panehoankevitra sy ny fanatontoloana :

que o facto de alguém não ter nascido num País não lhe deve retirar o direito a opinar, criticar, eventualmente até votar ou mesmo governar … estamos numa era de globalismo, de um mundo com cada vez menos fronteiras e devemos todos ter o direito de participar nas sociedades que escolhemos para viver, por um ano, 2 , 3 ou a vida toda.

“ny nahaterahana tan-tany iray dia tsy tokony hanongana ny tsirairay amin'ny zony hisaintsaina, hitsikera, hifidy ary hilatsaka hofidiana [any amin'ny firenena hafa] … ao anivon'ny fanantontoloana no iainantsika, ary tsy mitsahatra manjavona ireo fefy mamariparitra [fahiny] ka tokony hanana izay zo handray anjara amin'ny fiaraha-monina izay nofidiantsika iainana isika tsirairay avy, na taona iray izany, na 2, na 3, na mandra-pahafaty.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.