Trinite sy Tôbagô , USA, Afrika, Italia : Fivavahana sy Pôlitika

Jeremy Taylor no manapariaka ao amin'ny blaoginy Notes from Port of Spain [tanana any Trinite sy Tôbagô ny Port of Spain] izay fijeriny ireo lohahevitra misongadina vokatry ny fandalovan'ny Papa Ray Masina tany Zamerika [USA]:

It's not enough for the Pope to be ‘ashamed’ of his American paedophile priests…he also has to do something about them

“tsy ampy fotsiny ny fanambarana nataon'ny Papa Ray Masina hoe ‘menatra’ noho ireo môpera amerikana nanolana zaza madinika izy … [fa mbola] mila mandray fanapahan-kevitra [famaizana] momba izy ireny koa izy”

eo amin'ny lafiny fifandraisana iraism-pirenena kosa :

It's a lesson to every crook in office or aspiring to it: just brazen it out long enough and the world will lose interest.

“ity dia lesona hoan'ireo fatsora rehetra efa eo an-toerana na mbola eo am-pikasana : mila fahareta fotsiny fa [nony ela ny ela dia] tsy hisy miraika momba izay afitsokareo intsony ny olona no iafarany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.