Zimbaboe : Hibodo ny fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena

Bev Clark no mametraka ny fanontaniana ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net moa ve tokony hibodo ny fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena [amin'ny Zoma] ny Zimbaboeana :

A young man has written to Kubatana asking us to forward his “plea” to people to boycott the Independence celebrations even if they want to see their favourite soccer stars in action. But I guarantee you that the stadium will be full of Zimbabweans wanting some free entertainment even though they will be addressed by the man who has just stolen their vote

“Nisy tovolahy tanora nanoratra taty amin'ny fikambanana Kubatana sady niangavy anay mba hanapariaka ny “antsony” izay mangataka ny vahoaka hibodo ny fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena, na dia mafy aza ny faniriana hijery ny lalaon'ireo ngezalahin'ny baolina kitra tiandry zareo. Sahiko sahady anefa ny miteny aminareo fa ho feno hipoka ny kianja, feno Zimbaboena izay maniry fialamboly maimaim-poana, eny na dia ilay lehilahy izay vao nangalabato tamin'ny fifidianana aza no manolotra azy izany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.