Zimbaboe : Toeram-piadanana afaka handalovan'ny Afo Olaimpika Sinoa

Tomas Muarramuassa no manoro hevitra ny tombotsoan'ny mpikarakara amin'ny fampandalovana ny Afo Olaimpika any Zimbaboe :

O único lugar do mundo onde a tocha olímpica poderia passar despercebida, em paz, capaz de não arrastar os indesejáveis manifestantes pro-Tibet poderia ser no Zimbabwe, onde a população não só não sabe o que vai comer como ignora quem vai governar o país nos próximos tempos.

“Ny toerana tokana an-tany izay afaka handalovan'ny Afo Olaimpika am-piadanana, tsy elingelenin'ireo mpivoy ny fahaleovantenan'ny Tibet sy ireo hetsika fanoherana samihafa dia i Zimbaboe, any mantsy ny vahoaka tsy mahita izay ho haniny sady tsy fantany akory aza izay hitondra ny firenena atsy ho atsy.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.