St. Vincent sy ireo Grenadina : Fisondrotry ny vidina lafarinina

Abeni dia mitatitra izay fanahiany taorian'ny fanambarana fisondrotry ny vidina lafarinina any amin'ireo vondronosy St. Vincent sy ireo Grenadina :

Tonight, SVG TV reported that the price of flour will soon be going up. I wonder if this is a plot to steer us away from flour and to more healthy living […]

Look how bread about to turn luxury on us! […]

It seems I have to get a liking for those veggies. Wait, they cost way more than the bread so I got no where to go. It appears I will have to love flour from a distance

“Nambaran'ny SVG TV io takariva io fa hisondrotra atsy ho atsy ny vidin'ny lafarinina [koba varim-bazaha]. Dia manontany tena aho raha tsy tetika vokatry ny fikaondoha mba hanalavirana antsika ny lafarinina sy izay fomba fiaina mahasalamana izany […]

Jereo ny fivadiky ny mofo ho zary entam-barotra haitraitra ho antsika ! […]”

Ohatry ny hitombo izany ny fitiavako ireo anana sy zava-maitso. Andraso kely aloha, mbola lafo lavitra noho ireo mofo izy ireo ka dia very hevitra aho [tsy hitako izay aleha]. Angamba izany dia amin'ny “fijery” ihany [avy lavitra] sisa no hitiaviko ny lafarinina.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.