Zimbaboe : Votsotra teo ampelatanan'ny Zanu PF ny Antenimieram-pirenena

This is Zimbabwe no mampita ny vaovao farany votsotra teo ampelatanan'ny Zanu PF [Zimbabwe African National Union – Patriotic Front, antoko eo amin'ny fitondrana] ny Antenimieram-pirenena tamin'ny valim-pifidianana farany tany Zimbaboe :

Latest news is that the ZEC have announced that the MDC have control of the House of Assembly! This is a momentous political development.

“Vaovao farany nampitain'ny ZEC izay Sampandraharaha fanaraha-maso ny fifidianana any Zimbaboe [Zimbabwe Electoral Commission] fa norombahan'ny antoko mpanohitra MDC Tsvangirai ny Antenimieram-pirenena [Movement for Democratic Change | Hetsika hoan'ny fiovana Demôkratika] ! Tena fivoarana politika goavana mihitsy izany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.