Marôka : Mitaky fiompiana kisoa ireo mpizahatany

The View from Fez [topi-maso avy any Fez] any Marôka no mitatitra ny fisian'ny fiompiana kisoa any amin'ny firenena izay Silamo sady fady tsy mihinana izany :

One of the last things you would expect to find in Morocco is a pig farm. Given that the consumption of pork is a religious taboo it may come as a surprise that this is a growth industry. And the reason? Tourism.

“Angamba zavatra isan'izay tsy heverinareo ho hita any Marôka izany hoe fiompiana kisoa izany. Nohon'ny maha fadim-pivavahana ny fihinanana kisoa ka mety hahazendana ny mandre fa mitombo ny fitrandrahana izany any an-toerana. Ny antony ? [Fitombon'ireo] mpizahatany.”

1 hevitra

  • ISAIA66 : 17
    misy milaza hoe :tamin*ny androny Mosesy izany tsy mihinana kisoa izany.Nefa tsarovy ilay didy folo hoe:maneke ny rainao sy nyreninao mba ho maro andro ianao.Jehovah Andriamanitra ILAY RAY lehibe indrindra sady mpamonjy antsika dia mila MANAIKY azy isika.Tsy tiantsika ho tanteraka amintsika angaha ilay teny ao baiboly hoe:ho avy indray ka handray anareo ho any amiko;ka izay itoerako no hitoeranareo koa.Jaona6:47 LAZAIKO AMINAREO MARINA DIA MARINA TOKOA: IZAY MINO NO MANANA FIAINANA MANDRAKIZAY.ROMANINA12:3.

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.