Zimbaboe : Inona no mbola andrasan'ny MDC ?

Bev Clark no mizara ao amin'ny blaogy kubatana ny fijeriny mikasika ny fifidianana any Zimbaboe :

But what now? What is the MDC waiting for . . . the Zimbabwe Electoral Commission’s “official” results which everyone is suspicious of? It seems odd to temper a wonderfully audacious move (claiming victory) with the predictable path of comparing results.

“Dia inona ary no hitranga ? Inona no mbola andrasan'ny [antoko mpanohitra] MDC [Movement for Democratic Change | Hetsika hoan'ny fiovana Demôkratika] … ny valim-pifidianana “ofisialy” havoaky ny ZEC izay Sampandraharaha fanaraha-maso ny fifidianana any Zombaboe [Zimbabwe Electoral Commission], izay efa ahian'ny maro tsy hadio ? Ohatry ny mahazendana ihany ny mampitony hetsika sahy sy mahafinaritra (fanambarana fandresena) amin'izay làlan'ny fampitahana valim-pifidianana izay efa tsinjon'ny maro [izay havoakany].”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.