Zimbaboe : Tantara an-tsary ny fifidianana filoham-pirenena

Ngizwani-Ndinzwei no manapariaka tantara an-tsary ny fifidianana jeneraly [filoham-pirenena sy solombavambahoaka] any Zimbaboe :

The Netherlands Institute of Southern Africa (NiZA) kindly gave us a grant to capture the Zimbabwe election in pictures. Using that grant a team of 3 journalists (two in Zimbabwe and one in South Africa) have been bringing you all the drama and action of the election – in PICTURES!!!

“Amim-pahalalahana no nanomezan'ny Netherlands Institute of Southern Africa (NiZA) alalana anay ny hanapariaka ny tantara an-tsary ny fifidianana [filoham-pirenena sy solombavambahoaka] any Zimbaboe. Ka ahafahanay mizara ny asan'ny ekipana mpanao gazety 3 (2 any Zombaboe ary 1 any Afrika Atsimo) izay mitatitra ny tantara mampalahelo sy izay hetsika manodidina izany fifidianana izany ho anareo – an-TSARY !!!.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.