yemen: tsy misy izany herisetra amin'ny vehivavy izany

Omar Barsawad no miady hevitra momba ny herisetra sy ny fihoara-pahefana mianjady amin'ny vehivavy any yemen ka manontany hoe:”Efa nitsidika namana sy namangy havana tany amin'ny faritry Yemen hafa aho – fa tsy nahita na nahamarika izany fihoara-pahefana manjaka tantarain'ny lahatsoratra maro izany. …Dia manontany aho hoe faritra aiza eto yemen ary izany lazain'ny lahatsoratra izany?

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.