Nizeria : Misokatra ny fivarotam-boky voalohany amin'ny alalan'ny seraseran'ny Aterineto

Timbuktu Chronicles no mitatitra momba ny fivarotam-boky voalohany amin'ny alalan'ny seraseran'ny Aterineto any Nizeria :

Emmanuel Magani and Debola Omololu are the founders of Debonair Publishing, an online bookstore, a first for Nigeria […] A fully integrated online bookstore.

“Emmanuel Magani sy Debola Omololu no mpamorona ny tranomboky Debonair Publishing, izay fivarotam-boky amin'ny alalan'ny serasera Aterineto, sambany [voalohany] izany any Nizeria […] Fivarotam-boky miankina manontolo amin'ny alalan'ny serasera Aterineto.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.