Afrika : Fifaninanana famakiam-boky Afrikana

Tuko Pamoja no manazava izay nipoiran'ny hevitry ny Fifaninanana famakiam-boky Afrikana na “Africa Reading Challenge” tao aminy:

In recent years I’ve become increasingly interested in reading books dealing with Africa, and so I present the Africa Reading Challenge. Participants commit to read – in the course of 2008 – six books that either were written by African writers, take place in Africa, or deal significantly with Africans and African issues.

“Tao anatin'ny taona vitsy lasa teo izay aho, dia nanomboka niha-nahazo laka tato amiko ny famakiana ireo boky izay manana an'i Afrika ho lohahevitra, noho izany dia indro atolotro anareo ny fifaninanana famakiam-boky Afrikana na “Africa Reading Challenge”. Mandritra ny taona 2008, ireo mpifaninana dia manolo-tena ny hamaky boky enina diam-penina mpanoratra Afrikana, na mitranga any Afrika ny lohahevitra, na mikasika raharaha Afrikana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.