Kôngô-Brazzaville : Fanapariahana ny teny manambara ny zon'ny vahoaka indizeny

indigenouspeoplecongobrazza no mitatitra momba ireo ezaka ataon’ Kôngô hanapariahana sy hampahalalana ny mombamomba ny fanambarana vaovao nataon'ny firenena mikambana hoan'ny zon'ny vahoaka indizeny :

a été organisé, le 24 Janvier 2008 dernier, un atelier d’information et de réflexion sur les droits des peuples autochtones dans la salle de l’ASU de l’Eglise Evangélique du Congo.

Organisé par l’Association Congolaise pour l’Intégration des Pygmées (ACIP) en partenariat avec AZUR Développement et l’Association de Défense et de promotion des peuples autochtones (ADPPA), cet atelier a connu la participation des membres des organisations de la société civile, des représentants des peuples autochtones, des cadres du ministère de la santé et des affaires sociales et de la direction générale des droits humains.

“notanterahina tao amin'ny efitrano malalaka ASU an'ny ny fiangonana Eglise Evangélique du Congo, ny Alakamisy 24 Janoary 2008 lasa teo, ny fivoriana fampahalalana sy fikaon-doha mikasika ny zon'ny vahoaka indizeny.
Izany dia ao ambany fikarakaran'ireo fikambanana Kôngôley isany : Association Congolaise pour l’Intégration des Pygmées (ACIP) sy ny AZUR Développement ary ny Association de Défense et de promotion des peuples autochtones (ADPPA), ity fivoriana ity dia nahitana ny fandraisan'anjaran'ireo fikambanana eo anivon'ny fiaraha-monina, sy solontenan'ireo vahoaka indizeny, sy tompon'andraikitra ambony maro avy amin'ny Ministeran'ny fahasalamana sy ny raharaha sosialy ary solontena avy amin'ny biraon'ny tale jeneraly miandraikitra ny zon'olombelona.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.