Kenya: Mampiasa SMS hampielezana tsaho

Ahoana moa ny mba ao an'eritreritry ny vehivavy iray raha nanoratra ny fomba fampiasa amin'ny lafiny ratsy ny SMS izy ao Kenya: “Raha jerena ny fiakaran'ny herisetra ao Kenya, ny mpitondra tenin'ny vokovoko sy ny saritsinambolana mena ao Kenya, Atoa Bernard Barret no noheverina ho niteny fa ny fampiasana ny soratra hafatra fohy amin'ny alalan'ny finday (SMS) milaza mialoha ny mety hisian'ny fanafihana avy amina vondrona iray na hafa no mampiely haingana ny tsaho ary izany toe-javatra izany no mampiakatra haingana ny tosi-drà mampafana ny raharaha.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.