Again, a Turkish court has blocked access to the popular video-sharing site YouTube over a video clip allegedly insulting the country's founding father, Kemal Atatürk.
“Nanamafy ny fanakanany ny vohikala fanapariahana lahatsary Youtube tsy ho tazan'ny mponina ao aminy ny fitsarana any Tòrkia, noho ny fitoriana ho fampiantranoana lahatsary manompa ny “rain'ny” firenena Kemal Atatürk.”
[Lahantsoratra efa notaterina teto ihany mikasika fanapahana an'i Youtube tany Tonizià : Voasakana koa ve i Youtube ?]