Jamaïka : Fiarahabana avy any Jamaïka

Francis Wade no mitatitra momba izay fomba fiarahabana avy any Jamaïka :

In spite of the aggressiveness and sometimes harsh nature of life in Jamaica, one of the sweet contradictions lies in how Jamaicans greet each other.

“Na dia henjana aza ny fifandraisana ary tsindraindray koa ny fiainana any Jamaïka, dia isan'ny fifangarihana mahasarika ny fomba izay ifampiharaban'ny samy Jamaïkana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.