Bermuda : Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy “nahantona”

Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy any Bermuda i Allan Palmer, nambarany fa “nahantona” amin'ny maha-Polisy azy izy noho ny lahatsoratra izay napariany teo amin'ny blaoginy :

That article was posted as a last minute ditch to abort a devious plans which was orchestrated and initiated for my demised. To ensure that my character and integrity was bring into disrepute. It was also in defense of my parent’s legacy.

“Io lahatsoratra io dia napariaka ho toy ny ari-rano sady fara-fanantenana mba hampiato teti-dratsy izay natao hikendrena ahy. Nataoko hiarovana koa ny maha-izy azy ahy sy ny fahamarinako tsy ho voarohirohy amin'ny raharaha ratsy. Fomba nentiko hiarovana ireo zavatra nolovaiko tamin'ireo ray aman-dreniko koa izany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.